Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

April 2026

Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fianarana fanampiny.

"Raha mihevitra sy miresaka bebe kokoa ny amin'i Jesôsy isika, ary kelikely kokoa ny amin'ny tenantsika, dia hahazo Kristy mifanatrika be lavitra noho izao isika." - DHK, t. 117 (ed. 2018) "Raha mandray torohevitra avy amin'ny fisalasalana sy ny tahotsika isika, na mitady hanazava ny zavatra rehetra izay maizimaizina amintsika vao hino, dia vao mainka hitombo sy hihalalina ny fahasahiranan-tsaina mahazo antsika.

Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fanontaniana maromaro mikasika ny vavaka.

Nahoana isika no mivavaka nefa Andriamanitra efa mahalala ny toe-javatra ? Tcy izao ny fanazavan'i Ellen G. White momba izany : "Tsy maintsy atao izany [ny vavaka], tsy noho ny mba hampahafantatra an'Andriamanitra ny toetsika, fa ny mba hahatonga antsika ho afaka handray Azy. Ny fivavahana dia tsy mampidina an'Andriamanitra ho aty amintsika, fa mampiakatra antsika ho any Aminy kosa."- DHK, t. 106.

Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fiderana,fiaiken-keloka,fangatahana ary fisaorana.

Tahaka ny nampianaran'i Jesôsy antsika hivavaka ao amin'ny Mat. 6:5-15, dia azontsika atao ny manaraka io modely tsotra io rehefa manatona an'Andriamanitra manokana isika, na miaraka amin'ny ankohonantsika, na miaraka amin'ny fiangonana, ka mahatsiaro fa ny vavaka dia firesahana amin'Andriamanitra toy ny amin'ny namana iray. Matetika loatra ny vavaka ataontsika no feno fangatahana, nefa i Jesôsy nampianatra antsika mba hivavaka ho amin'ny zavatra maro izay lehibe lavitra noho izany!

Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Mampianatra antsika hivavaka i Jesôsy.

Tamin'ny andron'i Jesôsy dia nomen-danja fatratra ny vavaka lavareny sy tsara rafitra toy ny zava-kanto — teny saro-takarina sy natao tsianjery matetika no nampiasaina tamin'izany. Tsy nanan-javatra tsara holazaina mikasika ireny karazan-tonom-bavaka ireny i Jesôsy (jereo ny Mat. 6:5-8). Nantsoiny amin'izay tena anarany tokoa ireny: fisehosehoana ho fampiderana ny "fitiavam-bavaka."

Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Rehefa toy ny tsy ahazoam-baliny ny vavaka.

Angamba ianao efa nivavaka momba ny zavatra iray nandritra ny fotoana maharitra, mety aman-taona, ary toy ny hoe tsy ren'Andriamanitra ireny vavaka ireny. Hoy ny Baiboly amintsika: "Mangataha, dia homena hianareo" - Mat. 7:7, "raha mangataka zavatra araka ny sitrapony" - 1 Jao. 5:14. Manao ahoana ny fahatakaranao ireo teny fikasana ireo?

Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Elia nivavaka tao anatin’ny fotoan-tsarotra.

Velona tao anatin'ny fotoana nanjakan'ny faharatsiana i Elia mahatoky. Nataon'ny mpanjaka Ahaba tamin'izany izay "nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, mihoatra noho ny mpanjakanby Isiraely rehetra izay teo alohany." - 1 Mpanj. 16:33. Ny fifanandrinana teo an-tendrombohitra Karmela hatreto no fotoana :11 nanamarika indrindra ny fiainan'i Elia (jereo ny 1 Mpanj. 18). Teo amin'ny fiafaran'io tantara mahatalanjona io no nahitan'i Ahaba sy ny fanjakany izao fahamarinana izao: mamaly vavaka Andriamanitra.

Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.

Hodinihana mandritra ny herinandro:  1 Mpanj. 19:1-18; Mat. 6:5-8; Lb. 11:2-4; Mat. 6:5-15; Dan. 9:4-19; Rôm. 8:26,27.

Tsianjery:  "Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no aro ho antsika." - Sal. 62:8

Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fianarana fanampiny.

Raha ny marina, tokony hivavaka isika satria tena tiantsika Andriamanitra, ary tsy haintsika tsotra izao ny tsy hifampizara Aminy ny zava-drehetra eo amin'ny fiainantsika: na ny fifaliana na ny "fandresena" azontsika, na ny enta-mavesatsika na ny fanahiantsika, na ny fangatahantsika izay haintsika isan'andro. "Azontsika atao ny ho akaiky indrindra an'Andriamanitra, ka raha mamely tampoka ny fakam-panahy dia hitodika faingana any Aminy ny saintsika, dia toy ny fitodiky ny voninkazo any amin'ny masoandro.

Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nifona ho an’ny firenena i Mosesy.

Vakio ny Eks. 32:31,32. Inona no ampianarin'izany antsika momba an'i Mosesy sy ny vavaka?

Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nandeha no niresaka i Enoka.

Vakio ny Gen. 5:22-24. Inona no tena fantatsika momba an'i Enoka?

Tsy dia milaza zavatra maro momba ny fiainan'i Enoka ny Baiboly, afa-tsy ny hoe niara-nandeha tamin'Andriamanitra 300 taona izy mandra-pitondran'Andriamanitra azy ho any an-danitra. Mahafinaritra tokoa izany hoe ny fanoloran-tena tsy miovaova ho an'Andriamanitra no mamaritra ny fiainan'ny olona iray!

Pagination

  • 1
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana
Sun 16 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Mitory ny fisanganan’i Kristy tamin’ny maty.
Mon 17 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - I Kristy nitsangana tamin’ny maty, Ilay hany fanantenantsika .
Tue 18 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Kristy no santatra.
Wed 19 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Ny vatana hatsangana amin’i maty.
Thu 20 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Horesena ny fahafatesana.
Fri 21 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fianarana fanampiny.
Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny maha-zava-dehibe ny fitiavana.
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny ataon’ny Fitiavana.
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny tsy ataon’ny Fitiavana.
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fanoritsoritana an’i Jesôsy.
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Finoana, fanantenana ary fitiavana.
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 23 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Mon 24 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Tue 25 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Wed 26 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Thu 27 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Fri 28 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal