Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 17 January 2026

Hodinihina mandritra ny herinandro: Fil. 2:1-11; Jer. 17:9; 4:8; 1 Kôr. 8:2: Ram. 8:3; Heb. 2:14-18.

Tsianjery: "Dia tanteraho ny fifaliako, mba hiraisanareo saina, miray fitiavana, miray fo, miray hevitra." - FiI. 2:2 

"Ny firaisan-kina no hery." Ny fahafantarana ny fahamarinan'izany anefa Ntsy midika ho fampiharana azy. Imbetsaka isika no tsy mahomby na dia manao ny ezaka tsara indrindra aza mba hisian'ny firaisan-tsaina. Izany anefa tsy midika ho finiavana handrava ny firaisana. Tsy mahagaga, araka izany, raha toa i Paoly nanohy nanoratra ho an'ireo Filipianina; niriny ny hiraisan'izy ireo saina.

Ny fampianaran'i Jesôsy sy ny ohatra nasehony no ampiorenan'i Paoly ny lanjanlny firaisana. Lohahevitra hitantsika manerana ny Testamenta Vaovao izany, ary indrindra ao amin'ireo epistily nosoratany. Ny avonavona ary koa ny faniriana fatratra toeram-boninahitra sy fahefana tao am-pon'ny anjely iray tany an-danitra no tsimoka nipoiraniny fisaratsarahana eto amin'izao rehetra izao. Fihetseham-po izay nihanaka haingana izany na dia tao anatin'ny tontolo iray tonga lafatra aza (jereo ny Isa. 14:12-14). Rehefa izay, dia niorim-paka tao Edena izany, tamin'ny alalan'ny tsy fahafaliana tahaka izany koa manoloana ireo fitsipika napetrak'Andriamanitra ary noho ny faniriana hiakatra ho amin'ny toerana ambony kokoa noho izay efa notendren'Andriamanitra (Gen. 3:1-6).

Hojerentsika amin'ity herinandro ity ny fototra ara-Baibolin'ny firaisana eo anivon'ny fiangonana; hifantohantsika manokana amin'izany ny fietren'i Jesôsy sy ireo lesona azontsika raisina avy amin'ny fibanjinana Azy ary ny fomba hahafahantsika mitombo ho amin'hy fanahafana Azy. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana
Sun 15 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.
Mon 16 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.
Tue 17 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.
Wed 18 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).
Thu 19 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.
Fri 20 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal