Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 5: NY FAHATEZERAN'ANDRIAMANITRA FITIAVANA - Fampidirana

Daty
Sabotsy 25 January 2025

Hodinihina mandritra ny herinandro: Sal. 78; Jona 4:1-4; Mat. 10:8; Mat. 21:12,13; Jer. 51:24,25; Rôm. 12:17-21.

Tsianjery:

"Nefa Andriamanitra kosa be famindram-po, dia mamela heloka ka tsy mandringana; eny nahatsindry fo tokoa Izy, ka tsy nofohaziny avokoa ny fahavinirany." - Sal. 78:38.

Na asongadina matetika aza ny famindrampon'Andriamanitra, dia manelin-gelina ny maro ny mieritreritra momba ny fahatezerany. Mihevitra izy ireo fa raha fitiavana tokoa Andriamanitra dia tsy tokony hampiseho fahatezerana mihitsy. Diso anefa izany fiheverana izany. Noho ny fitiavany indrindra no mahatonga ny fahatezerany.

Misy olona sasany milaza fa Andriamanitra feno fahatezerana ny Andriamanitra ao amin'ny TT, ary Andriamanitra fitiavana kosa ny Andriamanitra ao amin'ny TV. Kanefa Andriamanitra dia iray ihany, ary aseho ho tsy miova Izy ao amin'ireo Testamenta roa ireo. Mahatezitra Ilay Andriamanitra fitiavana ny ratsy satria fitiavana Izy. Naneho hatezerana manokana manoloana ny faharatsiana i Jesôsy, ary imbetsaka ny TV no mampianatra antsika ny maha-marina sy ara-drariny ny fahatezeran'Andriamanitra.

Mandrakariva dia fihetsika feno fahamarinana asetrin'Andriamanitra ny faharatsiana sy ny tsy rariny ny fahatezerany. Vokatry ny fahatsarany tonga lafatra sy ny fitiavany izany, ary izay mahasoa ny voariny rehetra no kendreny. Araka izany, ny ratsy dia manetsika ny fon'Andriamanitra hiaro ireo izay iharan'ny faharatsiana sy hiady amin'ny mpanao ratsy.

*Famerenana ny lesona ny sabata 01 Febroary.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana
Sun 15 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.
Mon 16 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.
Tue 17 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.
Wed 18 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).
Thu 19 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.
Fri 20 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal