Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Nony maraina dia misy fifaliana

Daty
Alakamisy 28 March 2024

Vakio ny Sal. 6:3; Sal. 30:5; Sal. 49:14; Sal. 59:16; Sal. 92:2; Sal. 119:147; 2 Pet. 1:19 ary ny Apék. 22:16, Fotoana inona ao amin'ny tontolo andro no aseho an-tsary ho fotoan'ny fanavotan’Andriamanitra? Nahoana?

Aoamin'ny Salamo, ny marainano fotoanaiandrasana ny fanavotan’Andriamanitra. Maneho ny fahasoavan’Andriamanitra ny maraina, izay mamarana ny alina lava isian'ny fahakiviana sy ny fahoriana (Sal. 130:5,6). Ao amin’ny Sal. 143, ny fanafahan'Andriamanitra no hampitsimbadika ny haizin’ny fahafatesana ankehitriny (Sal. 143:3) ho fahazavan'ny maraim-baovao (Sal. 143:8), ary ny fitoerana any am- pasana (Sal. 143:7) ho fitoerana amin'ny “tany marina” (Sal. 143:10).

Vakio ny Mar. 16:1-8. Inong no nitranga tamin'ny maraina izay resahina eto, ary nahoana izany no manan-danja tokoa ho antsika?

Ny marainan’ny fitsanganan'i JesOsy Kristy tamin'ny maty no nanokatra ny lalana ho an’ny maraina mandrakizain’ny famonjen’Andriamanitra ho an‘ireo rehetra mino ny Anarany. Niaina ny fanandraman'ny herin'ny teny fikasana ao amin’ny Sal. 30:5 “amin‘ny hariva dia misy fitomaniana tonga hivahiny miloaka alina; Fa nony maraina kosa dia misy fihobiana” ireo mpianatr’i Jessy rehefa nihaona tamin’ilay Tompony izay natsangana tamin'ny maty. Noho ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny fitiavany tsy misy fepetra ihany no hahatonga ny fitomaniantsika hiova ho fifaliana (Sal. 30:5,7).

Araka ny anehoan'ny kintana fitarika andro ny fiposahan'ny andro vaovao no anambaran’ny finoana ny fisian’ny fiainana mandrakizay a0 am-pon'ny zanak'Andriamanitra (2 Pet. 1:19). Antsoina hoe Kintana mamirapitra fitarika andro i Jessy (Apok. 22:16), llay andrasantsika fatratra mba hanorina ny Fanjakany izay tsy hahitana alina sy faharatsiana ary fahafatesana intsony (Ap6k. 21:1-8, 25). Izany no andrasantsika mihoatra noho ny zavatra hafa rehetra, rehefa miresaka momba ny fiandrasana an’i Jehévah isika; ary azo antoka fa mendrika ny handrasana tokoa izany.

“Teo ambonin'ny fasan'i Josefa, nisokatra no nanambaran'i Kristy tamim- pandresena hoe: ‘Izaho no fananganana ny maty sy fiainana (...) Izay Andriamanitra ihany no afaka hanao izany teny izany. Ny manana aina rehetra dia velona noho ny sitrapo sy ny herin’Andriamanitra. Mandray ny ain’Andriamanitra izy ary miankina amin‘izany. Hatramin‘ny serafima ambony indrindra ka hatramin'ny manana aina ambany indrindra, dia samy fenoina avy amin’llay Loharanon’aina avokoa. llay Iray amin’Andriamanitra ihany no afaka hiteny hoe: ‘Manana fahefana hanolotra ny aiko, ary manana fahefana haka azy indray Aho.’ Teo amin'ny maha-Andriamanitra Azy (Kristy dia nanana ny hery hanapahana ny fatoran’ny fahafatesana.” - IFM, t. 844, ed. 1983.

Voalaza fa voarakitra ao amin'ny selantsika hatramin'ny nahaterahantsika fahafatesana. Na marina aza izany, farafahakeliny ho antsika voary lavo, inona no ampanantenain’ny fitsanganan’i Jesésy tamin'ny maty antsika momba ny maha voafetran’ny fotoana ny fahafatesana? Ahoana no tsy okony hanadinoantsika fa voafetra ihany ny fahafatesana ho antsika?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 21 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fampidirana.
Sun 22 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Lesona momba ny asa fitoriana.
Mon 23 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mifandray ny fiangonana.
Tue 24 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mitoetra marina ka hatoky tsara.
Wed 25 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Miaina eto amin’izao tontolo izao fa tsy naman’izao tontolo izao.
Thu 26 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Hafatra ho an’i Laodikia.
Fri 27 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.
Sun 15 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny mpivady.
Mon 16 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny ray amandreny sy ny zanaka.
Tue 17 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny fifandraisana araka asa.
Wed 18 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mifampivavaka.
Thu 19 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mandeha amin’ny fahendrena.
Fri 20 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA -
Sat 21 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal