Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Rehefa tsy sitrak’andriamanitra ny fanatitra

Daty
Alakamisy 21 March 2024

Vakio ny Sal. 40:6-8, Sal. 50:7-23, sy ny Sal. 51:16-19. inona ilay lohahevitra manan-danja resahina ao amin'ireo andininy ireo? Nahoana no tsy sitrak’Andriamanitra ny fanatitra kanefa mibaiko ny hanaovana izany izy ao amin'ny Teniny (Eks. 20:24)?

Tahaka ireo mpaminany, ny mpanao Salamo dia manameloka izay rehetra mety ho fampiasana tsy araka ny tokony ho izy ny fiankohofana. Tsy ny fankahalan’i Jehévah ny fanatitra sy ny andro firavoravoan'ny Isiraely no tena asongadina ao amin‘ireo andininy ireo fa ny anton’izany fankahalana izany, dia ny elanelana mampidi-doza eo amin'ny fiankohofana sy ny toe-panahy.

Tsy ny fanatitry ny olona no anomezan’Andriamanitra tsiny azy fa ny faharatsiany sy ny tsy fahamarinany eo amin'ny fiainany manokana (Sal. 50:8, 17-21).

Ao anatin’ny fiankohofana, rehefa misaraka ny toetra miseho ivelany sy ny toetra marina anaty, dia manjary omen-danja mihoatra noho ny fanaovana fanandramana marina miaraka amin’ Andriamanitra sy ny fifandraisana ety Aminy ny fombafombam-pivavahana, Izany hoe manjary ny fisehoana no tanjona ka tsy maneho an'llay Andriamanitra tondroina sy ambaran'ny fombafomba intsoany ny fiankohofana.

Vakio ny Jao. 4:23,24. Inona no hazavain'i Jesésy eto, izay mifanaraka {sara amin'ny fampitandremana ao amin'iteo Salamo novakina androany?

Tsy ampy ny fanatitra fotsiny. Moa misy ilana azy ve ny fanatitra raha ny fon'ilay mpanome aza tsy mibebaka akory, tsy mino, ary tsy manenina ny amin'ny fahotany? Rehefa ampiarahina amin'ny fibebahana sy fankasitrahana amin'ny fo mahitsy ny fanatitra, izay vao sitrak’Andriamanitra ho “fanati:pahamarinana” (Sal. 51:19; jereo koa ny Sal. 50:14). Hoy i Jesésy raha nindrana ny tenin’i Isaia: “ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony; fa ny fony kosa lavitra Ahy” ~ Mat. 15:8. Iray ihany ny olana hitan'ny mpanao Salamo sy ny hitan'i Jessy teo amin'ny olona sasany fony Izy teto an-tany, indrindra teo amin'ireo mpitarika,

Ahoana no ahazoantsika antoka, amin'ny maha-Advantista antsika, izay nomena izao fahazavana sy fahalalana rehetra izao, fa tsy ho latsaka amin'ny fandrika isika ka hihevitra fa ampy ny fahalalana ny fahamarinana sy ny fanarahana ny fombam-pivavahana araka ny fahamarinana?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.
Sun 03 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Daniela mahatoky.
Mon 04 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Ny fihetsika eo am-pivavahana.
Tue 05 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nandeha no niresaka i Enoka.
Wed 06 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Mosesy, Mpitarika manana toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Thu 07 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nifona ho an’ny firenena i Mosesy.
Fri 08 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.
Sun 10 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Elia nivavaka tao anatin’ny fotoan-tsarotra.
Mon 11 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Rehefa toy ny tsy ahazoam-baliny ny vavaka.
Tue 12 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Mampianatra antsika hivavaka i Jesôsy.
Wed 13 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Thu 14 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Fri 15 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal