Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

TSY MITSAHATRA MANKALAZA AN'ANDRIAMANITRA

Daty
Sabotsy 16 March 2024

Hodinihina mandritra ny herinandro: Sal. 134; Isa. 42:10-12; Apok. 14: Sal. 15; Sal, 101:1-3; Sal. 96; ApOk. 14:6-12; Jao. 4:23,24.

Tsianjery: “Hihira ho an’i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza ‘an’Andriamanitro aho, raha mbola miaina." - Sal. 104:33.

Rehefa mihamitombo ny fahatsapantsika ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny heriny dia manjary velom-panontaniana tahaka ilay mpanao salamo isika hoe: “Inona no havaliko an‘i Jehévah noho ny soa rehetra nataony tamiko?” — Sal. 116:12. Ny tsy maintsy ho valin'izany dia ny fanolorana tanteraka ny fiainana ho an’Andriamanitra sy ny mahatoky Aminy.

Tey firenena fotsiny ny Isiraely ao amin’ny Salamo fa “fiangonan-dehibe” (Sal. 22:22,25; Sal. 36:18). Maneho izany fa ny niantsoana voalohany indrindra ny Isiraely dia ny hidera an'Andriamanitra sy ny hanambara Azy eo anatrehan'ny firenena hafa; tian’Andriamanitra hiara-mankalaza Azy amin'ny vahoaka Isirely mantsy ireo firenena ireo. Olo-marina, mivavaka amin'i Jehdvah, ary manana fanantenana ao Aminy sy ny fitiavany no ahafantarana ny vahoakan'ny Tompo.

Raisin’ny olona ho fanompoam-pivavahana tsara indrindra ny midera an’Andriamanitra eo anivon'ny fiangonana. Tsy midika izany tsy akory fa latsa-danja ny vavaka sy ny fiderana ataon'ny isam-batan’olona ao amin'ny Isiraely. Mampandroso sy manome aina vao ny fiderana ataon'ny fiangonana ny fivavahan'ny isam-batan’olona (Sal. 22:22,25), ary ny fifandraisan’ny isam- batan’olona ety amin’ny fiangonana kosa no mamelona amin'ny fomba tsara indrindra ny fivavahan’ny isam-batan‘olona. Antsoina hoe “fivorian’ny marina” koa ny vondron'ny mpivavaka (Sal. 11:1). Mahalala an’Andriamanitra ny marina, ary mahalala azy Andriamanitra (Sal. 36:10; Sal. 37:18), ary mahakasika ny lafim-piainany rehetra izany fanandramana izany.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 28 Feb 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fampidirana.
Sun 01 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahalalany.
Mon 02 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Mamaka sy mitombo ao amin’i Kristy.
Tue 03 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Nofantsihana teo Amin’ny hazo fijaliana.
Wed 04 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Tandindona sa tena izy?
Thu 05 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Didin’olombelona.
Fri 06 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fianarana fanampiny

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 21 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fampidirana.
Sun 22 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fahiny (…) tamin’ny fanaovan-dratsy, (…) no efa nampihavaniny ankehitriny.
Mon 23 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Raha maharitra amin’ny finoana hianareo.
Tue 24 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Drafitra mandrakizain’Andriamanitra.
Wed 25 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Zava-miafin’Andriamanitra nampahafantarina.
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ -
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Ny herin’ny Filazantsara.
Fri 27 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal