Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fampidirana

Daty
Sabotsy 20 January 2024

Hamafisina ombieny ombieny ao amin'ny Salamo ilay fahamarinana fa Jehovah Andriamanitra, Izay Mpahary sy Mpamelona izao tontolo rehetra izao dia maneho ny Tenany koa ho Andriamanitra akaiky ny isambatan'olona, Izay mifandray sy mikolokolo fifandraisana amin'ny olony.

Akaiky ny vahoakany sy ny voariny, na eto an-tany na any an-danitra, Andriamanitra (Sal. 73:23,25). Na dia "nampitoetra ny seza fiandrianany any an- danitra" aza Izy - Sal. 103:19, ka "mitaingina mamaky ny efitra" - Sal. 68:4, dia "eo akaikin'izay rehetra miantso Azy, dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa" - Sal. 145:18. Asongadin'ny Salamo mazava ny fahamarinana fa Jehovah no Andriamanitra velona izay miasa ho an'ireo izay miantso Azy (Sal. 55:16-22). Noho izao antony izao indrindra no mahatonga ny Salamo hanan-danja lehibe: tsindrimandry avy amin'llay Andriamanitra velona Izay mihaino sy mamaly vavaka izany, sady vavaka atao Aminy koa.

Tsy azontsika hadinoina fa fiainam-pinoana sy fankatoavana ny didin'Andriamanitra no tokony hasetrintsika izany fanakekezany antsika izany. Tsy azon'ny Tompo ekena ny latsaka noho izany, araka ny hita matetika teo amin'ny tantaran'ny Isiraely.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal