Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ankohonan'Andriamanitra.

Daty
Alarobia 02 September 2026

"Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony hianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin'ny olona masina sady ankohonan'Andriamanitra, natsangana teo ambonin'ny fanorenan’ny Apôstôly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesôsy no fehizoro indrindra." - Efes. 2:19,20. 

Mofon’aina: 

Iasan'ny Tompo Jesôsy ny fon'ny olombelona ka anehoany famindrampo sy fahasoavana lehibe. Misy fanovana mahagaga ataony, hany ka manda mafy tsy hain'ny fitaka na ny hafetseny tohaina no fahitan'i Satana izany Talanjona sy feno hafaliana ny anjelin'ny lanitra, ny serafima sy n' kerobima, dia ireo hery nirahina Mara-miasa amin'ny olona, eo am-pitazanana ny olombelona lavo, izay efa zanaky ny fahatezerana, kanefa noho ny fanofanan'i Kristy dia manjary manam-pitoviana amin'Andriamanitra ary tonga zanany lahy sy zanany vavy sady manana anjara lehibe eo amin'ny raharaha sy ny fifalian'ny lanitra. TMGW, t. 18.

Nomen'ny Tompo fahafaha-manao sy fitahiana ny fiangonany mba hahafahany maneho amin'izao tontolo izao ny maha ampy ny fahasoavany, ary koa mba ho tanteraka ao Aminy ny fiangonany, izay fanehoana tsy mitsahatra ilay tontolo hafa, dia ilay tontolo mandrakizay, sy fanehoana ireo 'alarm izay ambony lavitra noho ny Lana eto an-tany. Tokony ho tempoly voaorinaaraka ny endrik ' Andriamanitra ny fiangonany. (...)

Ny fiangonana, izay mitafy ny fahamarinan' i Kristy, dia tram firaketany, ka ao no tokony hahitana mazava sy amin'ny fahafenoany ny haren'ny famindrampony sy ny fitiavany ary ny fahasoavany. Fahagagana ho an'ny mponin'ny lanitra, ary fifaliana lehibe ho azy ireo ny fanambaran'i Kristy ao amin'ilay vavaka nataony ho an'ny mpianany, fa lehibe tahaka ny fitiavan'ny Ray Azy, Izay Zanaka Lahitokan'Andriamanitra, ny fitiavan'ny Ray antsika, ary koa hiaraka Aminy any amin'izay itoerany isika ka ho iray amin'i Kristy sy ny Ray mandrakizay. Toy ny andry afo miaro ny fiangonany amin'ny herin'ny maizina ireo fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina, izay maro karazana sy miavosa. Ho an'i Kristy, ny vahoakany ao anatin'ny fahadiovana sy fahatanterahana tsy misy pentina no valin-kasasarany, izay niaretany fahoriana, fahafaham-baraka, izay tsy nitsitsiany fitiavana, ary fanehoana ny voninahiny. I Kristy no ivo izay iaingan'ny tara-pahazavana be voninahitra rehetra. —TMGW, tt. 17-19.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Jesôsy, amin’ny maha Mpaminany azy.
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ny Apôstôly sy ny mpaminany.
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ny asan’ireo Mpaminanin’ny TV.
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ireo mpaminany vavy sy zatovo mpitandrina, mpiara-miasa.
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ireo Mpaminany sandoka ao amin’ny TV.
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Manao an’i Jesôsy ho ivo.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal