Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

"Ny anankiray amin'ireto rahalahiko kely indrindra ireto"

Daty
Sabotsy 14 November 2026

 "Dia hamaly ny Mpanjaka ka hanao aminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin'ny anankiray amin'ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko." - Mat. 25:40.

Mofon'aina:
Mihevitra manokana izay ilain'ny zanany i Kristy; manan-danja Aminy izany. Raisiny ho toy ny atao amin'ny Tenany mihitsy ny tsirambina na izay rehetra mety ho fanaovana tsinontsinona ny rahalahiny, sy ny soa atao amin'izay ambany indrindra amin'izy ireo. Hoy Izy: «fa noana Aho, dia nomenareo hanina; nangetaheta Aho dia nampisotroinareo; nivahiny Aho, dia nampiantranoinareo (...). Araka izay efa nataonareo tamin>ny anankiray amin>ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko.» - and. 35-40. 

zay nandrotsahan'Andriamanitra fitahiana manana amby ampy, nefa manidy mafy ny fony ka tsy maneho fahalalahan-tanana amin'ny alalan'ny asa fiantrana sy ny hatsaram-panahy, dia handre ny Tompo hiloa-bava hoe: «Araka izay tsy nataonareo tamin>ny anankiray amin>ireto kely indrindra ireto no tsy mba nataonareo tamiko.» -and. 45. Tsy afaka hitoetra ao am-po ny fitiavana an'i Kristy raha tsy ao koa ny fitiavana ny mpiara-belona amintsika. (...)

Misy voka-dratsy eo amin'ny fahasalamana ara-batana sy ara-panahy ny fidonanaham-poana. Ny olona kamo miasa ao amin'ny tanim-boaloboka, izay tsy velona afa-tsy ho an'ny tenany, dia tsy mety afa-po na amin'ny tenany na amin'ny hafa; misoritra eo amin'ny endriny ny alahelo sy ny tsy fahafaliana. Fa izay tsy mihevitra ny tenany kosa, ka miray fo amin'ny olombelona mijaly tahaka ny Tompony, dia mihamalefaka sy mihatsara toetra eo am-pangorahana ny hafa. Ny fahalalam-pomba, ny faharetana, ary ny fahamoram-panahy no hampiavaka ny olona toy izany, ary ny fanatrehany dia mitondra fifaliana sy fitahiana mandrakariva. Hamirapiratry ny hatsaram-panahy marina ny endriny. 

Ireo izay miezaka mafy mba hiantohana ny fahasambaran'ny tenany dia ory. Izay manadino ny tenany ka mahafoy tena ho an'ny hafa kosa dia mahita fa mitaratra miverina ao am-pony ny fahazavana sy ny fitahiana nozarainy tamin'ny hafa. (...) Tsy ny fahalehibiazan'ny asa vitantsika, fa ny fitiavana sy ny fahatokiana entintsika manao izany, no ankasitrahan'ny Mpamonjy. - The Sanitarium Patients at Goguac Lake, tt. 12-14. 

 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 07 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fampidirana.
Sun 08 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Tezitra tamin’ny mpitondra hafatr’Andriamanitra.
Mon 09 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 1).
Tue 10 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 2).
Wed 11 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fihatsarambelatsihy.
Thu 12 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Ho fananarana antsika.
Fri 13 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Naharay sy nampita hafatra.
Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 31 Oct 2026
Lesona 6: IREO FAMINANIANA VOASORATRA - Fampidirana.
Sun 01 Nov 2026
Lesona 6: IREO FAMINANIANA VOASORATRA - Fiantsoana hanoratra.
Mon 02 Nov 2026
Lesona 6: IREO FAMINANIANA VOASORATRA - Karazan-dahatsoratra sy fomba fanoratra ao amin’ny Baiboly.
Tue 03 Nov 2026
Lesona 6: IREO FAMINANIANA VOASORATRA - Ireo mpanampy amin’ny fanoratana.
Wed 04 Nov 2026
Lesona 6: IREO FAMINANIANA VOASORATRA - Loharanon-kevitry ny lahatsoratra
Thu 05 Nov 2026
Lesona 6: IREO FAMINANIANA VOASORATRA - Ny hafatra’Andriamanitra sy ny tsy fahatanterahan’ny olombelona.
Fri 06 Nov 2026
Lesona 6: IREO FAMINANIANA VOASORATRA - Ny asa soratr’i Ellen Gold White.
Sat 07 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana
Sun 22 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Mon 23 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Tue 24 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Wed 25 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Thu 26 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Fri 27 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Sat 28 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal