Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fepetra ho an’ny fitomboana Kristinina

Daty
Sabotsy 24 August 2024

 "Ary izao no angatahiko, dia ny mbola hitomboan'ny fitiavanareo bebe kokoa amin'ny fahalalana tsara sy ny fahafantarana rehetra, (...) sady feno ny vokatry ny fahamarinana, izay avy amin'ny alalan’i Jesosy Kristy, ho voninahitra sy fiderana an 'Andriamanitra. " - Fil. 1:9-11. 

Mofon’aina:
Eo amin'izay misy fiainana dia hisy fitomboana sy fitondrana   voa; kanefa raha tsy mitombo amin'ny fahasoavana isika dia harefo, ho farofy, ary tsy hitondra voa ny fiainam-panahintsika. Tsy ho tratrantsika ny tanjon'Andriamanitra ho antsika raha tsy amin'ny alalan'ny fitomboana sy ny fitondrana voa. "Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro hianareo" - Jao. 15:8. Mba harnoazantsika be dia tsy maintsy hararaotintsika ny tombontsoa sy fahafahana ary ny fotoana rehetra omena antsika mba hahazoantsika hery.

 Efa vonona ho an'ny olombelona tsirairay ny toetra madio sy mendrika miaraka amin'ny fahafaha-manaony rehetra. Saingy maro no tsy mba maniry fatratra ny hanana izany toetra izany. Tsy vonona hiala amin'ny ratsy izy mba hahazoany ny tsara (...). Tsy afaka mitombo izy ireo.

Anisan'ny drafitr 'Andriamanitra ho amin'ny fitomboana ny fahaiza-mizara. Natao hitombo hery amin'ny alalan'ny fankaherezana ny hafa ny Kristianina.

"(..) Izay mandena dia mba holen kosa" — Ohab. 11:25. Tsy teny fika fotsiny izany fa lalàn'ny lanitra mils lalàna izay nanendren'Andriamai ny riandranon'ny fahatsaram-po, tal ny rano ao amin'ny lalina indrir hikoriana tsy tapaka sy hiverina amin'ny loharano niaviany. Ao amia fahatanterahan'izany lalàna izay misy ny tsiambaratelon'ny fitomboana.

Ry Kristianina, hita eo amint ve i Kristy? Manao ny ezaka rer ve isika mba hanana vatana salami marefo, saina mahatsinjo ny anke ny "izaho" ka mahita ny anton) ny vokatry ny fihetsika tsirai: Ataontsika .ve izay rehetra tratry herintsika mba hananana saina miatrika olana lehibe ka maha izany, hanana sitrapo miorina t5 manohitra ny ratsy sy miaro ny ts Efa manombo ny "izaho" ve is Mitombo ho lehilahy sy vehivavy lel mahatratra ny ohatry ny halehibet fahafenoan'i Kristy ve isika ka vor hiaritra ny mafy tahaka ny miarai tsaran'ny hazo fijaliana? — GAG, t. 
 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal