Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

May 2026

Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.

Rehefa mieritreritra mamba ireo toe-java-tsarotra sy fahavoazana ao amin'ny Baiboly isika, dia azo heverina fa i Joba no tonga voalohany ao an-tsaintsika. Tsy vitan'ny hoe very ny hareny rehetra (Joba 1:14-17), fa nafoiny koa ny zanany (Joba1:18,19) sy ny fahasalamany (Joba 2:7). Ny vadiny aza dia niezaka nandresy lahatra azy hiteny ratsy an'Andriamanitra ka ho faty (Joba 2:9).

Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro:
isa. 61:10; Hôs. 6; Asa. 3:18,19; Eks. 34:1-10; Rôm. 6:23; Mat. 22:1-14. 
Tsianjery : "Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra." — 1 Jao. 1:9.

Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.

Fianarana fanampiny: 
filentehan'ny masoandre

Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

"Raha tsy mandray ny fivavahan'i Kristy amin'ny alalan'ny fihinanana ny Tenin'Andriamanitra isika, dia tsy ho mendrika hiditra ao amin'ny tananan'Andriamanitra. Ny fihinanana ny hanina ara-nofo, ny fanazarana ny fitiavantsika hiompana amin'ny zavatry ny tany, dia tsy hanomana antsika hiditra any arnin'ny lapan'ny lanitra. Tsy ho tiantsika ny rivotra madio sy masina any an-danitra. Tsy hahafa-po antsika ny handre ny feon'ny anjely sy ny hira tendren'ny lokangarlizy ireo. Ho zava-miafina ho an'ny saintsika ny siansan'ny lanitra.

Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".

Averina amintsika indray ny fanasana anio, hoe: "Avia."

Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.

Efa nisy nanontany ve ianao ny amin'izay zavatra irinao hatao indrindra any amin'ny mandrakizay?

Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.

Raha natao sesitany tany amin'ny nosy Patmo i Jaona mpianatr'i Jesôsy , dia nomena fahitana momba izay hitranga rehefa tafaray amin'Andriamanitra indray mandritra ny mandrakizay isika.

Vakio ny Apôk. 21:9-11. Inona no fanoharana nomena azy, ary Inona no antony nampiasana izany, araka ny hevitrao?

Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.

Nohariana mba hanakaiky an'Andriamanitra isika (Gen. 2:7). Hatramin'ny fotoana namoronany ny olombelona dia nanome ny zava-drehetra Andriamanitra mba hamerenana amin'ny laoniny ny fifandraisantsika Aminy izay tapaka (Jao. 3:16). Napetrany tao am-pontsika ny mandrakizay, nefa tsy takatry sain'olombeiona izay nataon'Andriamanitra hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany (Mpitt. 3:11).

Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.

Rehefa mijery ny manodidina antsika isika dia mahita tontolo mikorontana sy mitaraina, ary ireo famantarana nambaran'i Jesosy dia efa tanteraka eo imasontsika. Ady sy filazana ady, firenena mitsangana hamely firenena, mosary, areti-mandringana, horohoron-tany, ary fanenjehana (Mat. 24:6-11) no hita manodidina antsika ary toe mihamahery vaika arakaraka ny andehanan'ny fotoana. Eny tokoa, miaina ao anatin'ny fotoan-tsarotra isika, fotoana izay ilantsika fifandraisana tsy tapaka amin'Andriamanitra.

Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Pagination

  • 1
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal