Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

September 2026

Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.

Tsy tamin'ny andron'ny Baiboly ihany no ifandraisan'Andriamanitra amin'ny olombelona. Ho hitantsika amin'ireo herinandro ho avy fa mbola miteny arnin'ny olona hatrany lzy, ary hiseho amin'ny fomba moderina ny teniny mandra-piverin'i Kristy.

I Ellen Gould Harmon White sy ny rahavaviny kambana aminy, Elizabeth Harmon, dia teraka tamin'ny 26 Novambra 1827 tany Gorham, Maine. Izy ireo no faravavy tamin'ireo zanaka valo naterakli Eunice sy i Robert Harmon.

Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.

Inona no ambaran'ireto toko sy andininy manaraka ireto momba ny fomba nitenenan'Andriamanitra tamin'ny olona taorian'ny nidirareny fahotana? (Vakio ny Neb. 1:1,2; Rôm. 1:19,20; Nom. 12:6; 2 Tim. 3:16,17; Jao. 14:7-9; Jao. 10:27-30)

Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.

Anankiray amin'ireo voka-dratsy mahatsiravina indrindra nateraky ny fahotan'i Adama sy Eva ny fisarahana amin'Andriamanitra. Noroahina hiala tao aminlilay Saha izy ireo ary tsy afaka niresaka tamin'Andriamanitra mivantana intsony, Nanoratra andalan-teny mendrika hotsarovana mikasika izany toe-java-tsarotra iainan'ny olombelona izany ny mpaminany Isaia: "Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo aminAnthiamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo.' - Isa. 59:2.

Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.

Hitantsika ao amin'ny Gen. 3:9,10 fa Andriamanitra no nanao dingana voalohany nitady ireo zanany tratry ny fahalavoana. Sarintsarim-panontaniana ihany ny hoe "Aiza moa hianao?", satria efa fantatr'Andriamanitra izay nataon'i Adama sy i Eva ary fantany koa ny toerana nisy azy ireo. Kanefa ny fahotana dia nanapaka ny fifandraisana mahazatra nisy teo Aminy sy ireo mpivady voalohany ireo. Ny zava-dehibe tamin'Andriarnanitra tamin'izay dia ny famerenana indray ny fifandraisana amin'ireo zanany sy ny hihaona ireo ary ny hanome azy fanantenana tao anatin'ny famoizam-pony.

Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.

Noho ny maha fitiavana an'Andriamanitra (1 Jao. 4:8), dia tsy namorona ny olombelona ho toy ny milina izy. Manome toerana ny safidy ny fitiavana. Mba hahafahan'i Adama sy Eva mitia, dia tsy maintsy noforonina hanana fahafaha-misafidy izy ireo; raha tsy izany tsy ho afaka haneho fitiavana marina izy.

Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.

Mitantara ny tantaran'ny Famoronana ny Gen. 1 sy 2. Namorona tontolo tsara tarehy Andriamanitra, ary tao no nametrahany an'i Adama sy i Eva, izay yam faratampony tamin'ny famoronana. Samy hafa amin'ny zavaboary hafa rehetra eto an-tany ny olona satria natao "tahaka ny endrik'Andriamanitra" - Gen. 1:27; izy ireo irery no voalaza fa nohariana araka ny endrik'Andriamanitra; tsy mba tahaka izany ny vorona na ny biby hafa.

Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 1:27,28; Gen. 3:1-8; Lio. 15:11-32; Gen. 3:14- 24; Eks. 19:16-22; Jao. 10:27-30. 

Tsianjery :"Rehefa nampitenenin'Andriamanitra tamin'ny razana fahiny ny mpaminany tamin'ny andro samy hafa sy ny fanao samy hafa; dia amin'izao andro farany izao kosa no  tamintsika ny Zanany, izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; izy no nahariany izao tontolo izao." Heb. 1:1,2 .

Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.

IFM, toko 73, "Aza malahelo ny fonareo".

«Ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy irery ihany no mahay manova ny fo vato ho fo nofo, sy mahatonga izany ho velona ho an'Andriamanitra. (...) Tsy manana hery hanamarinana ny fanahy, na hanamasinana ny fo ny olombelona. Tsy azo sitranina ny aretina ara-panahy raha tsy amin'ny alalan'ny herin'ilay Mpitsabo lehibe. Ny fanomezana ambony indrindra avy any an-danitra, dia ilay Lahitokana avy amin'ny Ray, feno fahasoavana sy fahamarinana, no hany afaka manavotra ny very.» - ST, 2 Mey 1892.

Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.

Rehefa mamaky ny 2 Kor. 13:14 isika, dia mety hieritreritra fa i Kristy ihany no loharanom-pahasoavana, Andriamanitra (ny Ray) ihany no loharanom-pitiavana, ary ny Fanahy Masina ihany no loharanon'ny firaisana; kanefa tsy izany velively no izy.

Vakio ny 1 Kor. 1:3, 4, 9; 1 Kor. 10:16; 2 Kor. 1:2, 12; Rom. 8:35; Rom. 15:30; Gal. 2:20; ary ny Efes. 3:19. Inona no lazain'ireo andininy ireo momba ny fahasoavana, ny fitiavana, ary ny firaisana mifandray amin'ireo persona ao amin'Andriamanitra Telo izay İray?

Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.

Tsy manambara ny fitiavan'Andriamanitra antsika fotsiny ny fahasoavan'i Jesôsy , fa mahatonga ny firaisana amin'ny Fanahy koa ho vokatr'izany fitiavana izany. Ao amin'Andriamanitra koa anefa no loharanon'ny firaisana. Raha tsy misy fitiavana mantsy, dia tsy misy firaisana. Araka ny nosoratan'i Paoly hoe: «Koa raha misy famporisihana ao amin'i Kristy, raha misy fampiononana avy amin'ny fitiavana, raha misy firaisana amin'ny Fanahy, raha misy famindrampo sy fiantrana, dia tanteraho ny fifaliako, mba hiraisanareo saina, miray fitiavana, miray fo, miray hevitra» - Fil. 2:1,2.

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Jesôsy, amin’ny maha Mpaminany azy.
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ny Apôstôly sy ny mpaminany.
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ny asan’ireo Mpaminanin’ny TV.
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ireo mpaminany vavy sy zatovo mpitandrina, mpiara-miasa.
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ireo Mpaminany sandoka ao amin’ny TV.
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Manao an’i Jesôsy ho ivo.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal