Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ambarao any amin’ny jentilisa ny voninahiny

Daty
Alarobia 20 March 2024

Vakio ny Sal. 9. Inona ireo lafiny maro momba ny flankohofana sy ny fankalazana an'Andriamanitra hita ao amin'io Salamo io?

Ao anatin'ny fiankohofana sy fankalazana an’Andriamanitra ny mihira ho Azy (Sal. 96:1,2), ny fanambarana ny fahatsarany sy ny fahalehibiazany (Sal. 96:3,4), ary ny mitondra fanatitra ho ao an-tempoliny (Sal. 96:8). Ankoatra ireo fomba efa mahazatra amin'ny fiankohofana dia asongadin'ny Sal. 96 ilay lafiny tsy dia hitan'ny olona loatra, dia ny lafiny ara-pilazantsara, ny fitoriana ny fanjakan’i Jehévah amin'ny hafa (Sal. 96:2,3,10).

Manome lanja ny fiderana sy mampisy heviny ny fiankohofana ny fitoriana ny famonjena amin'ny firenena rehetra. Mariho fa mifanojo ny antony tokony hankalazana an'Andriamanitra sy ny hafatra torina amin’ny firenena hafa: “Fa lehibe Jehovah" - Sal. 96:4, “Fa ny andriamanitry ny firenena dia tsinontsinona; fa Jehovah no nanao ny lanitra’ - Sal. 96:5, “fa Jehovah no Mpanjaka” - Sal 96:10; “fa avy Izy, eny, avy hitsara ny tany Izy’ - Sal. 96:13. Araka izany, ny tanjon’ny fitoriana ny filazantsara dia ny fampiraisana ny vahoaka hafa amin'ny vahoakan’Andriamanitra, ary amin'ny farany dia fampiraisana ny voary manontolo ao anatin’ny fankalazana an’i Jehovah (Sal. 96:11—13).

Ny fahatsapana ao anaty fa Jehovah no Mpahary, Mpanjaka, Mpitsara, dia mahatonga fiankohofana sy fankalazana Azy (Sal. 96:5,10,13). Araka izany, a0 anatin’ny fiankohofana ny fahatsiarovana ny asa nataon’Andriamanitra tamin'ny lasa (ny Famoronana), ny fiderana ny asa mahagaga ataony ankehitriny (ny fihazonany anlizao tontolo izao sy ny fahefany manjaka ankehitriny), sy ny fiandrandrana ny asany amin’ny hoavy (ny fitsarana farany sy ny fiainam-baovao ao amin’ilay lanitra vaovao sy tany vaovao).

Samy ao anatin'ny fiankohofana ny fifaliana sy ny fananan-toky lehibe (Sal. 96:1,2,11-13), ary ny fahatahorana masina sy ny fanajana (Sal. 96:4,9).

Hita ao amin‘ilay fitoriana farany ny filazantsaran’Andriamanitra amin'izao tontolo izao, izany hoe ny hafatry ny anjelo telo ao amin'ny Apok. 14:6~12, ilay antso ao amin'ny Sal. 96 mba hiankohofan'ny rehetra amin'llay Mpahary sy Mpitsara.

Ampltahao amin'ny hafatry ny anjely telo (ApOk. 14:6-12) ny Sal. 96. Ahoana no mampitovy ny fahamarinana fototra ampianarin'izy ireo fa + natao hitory amin'izao tontolo izao isika?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 04 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Fampidirana.
Sun 05 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Endrik’Andriamanitra mazava kokoa
Mon 06 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Masina Andriamanitra.
Tue 07 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Andriamanitra dia Fitiavana.
Wed 08 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Andriamanitra ao amin’ny famoronana.
Thu 09 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Imanoela, amintsika Andriamanitra.
Fri 10 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 11 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.
Sun 29 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Ny toerana misy antsika.
Mon 30 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fananarana, fibebahana ary
Tue 31 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fitiavana mandrakizay.
Wed 01 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Tomoera.
Thu 02 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Miray amin’ny voaloboka.
Fri 03 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -
Sat 04 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 11 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal