Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

FAHOMBIAZANA EO AMIN'NY IRAKA

Daty
Alarobia 27 December 2023

Inona no atao hoe fahombiazana eo amin'ny famitana ny iraka? Mety halaim-panahy isika hieritreritra fa batisa marobe izany, na fiangonana lehibe sy mambra mitombo isa haingana. Mety hieritreritra isika fa ny fahombiazana dia ny fitondrana ny fahamarinana any amin'ny fokom-pirenena rehetra sy any amin'ny vondron'olona rehetra eto an-tany, ary koa ny fahafahantsika manafaingana izany amin'ny fampiasana ny onjampeo sy ny aterineto ary ny fahitalavitra. Na dia mety ho tsara aza ireo rehetra ireo dia tokony hotadidintsika izay nosoratan'i Paoly ho an'ireo mpianakavin'ny finoana tao Korinto: "Izaho namboly, Apolosy nandena, fa Andriamanitra no nampitombo"- 1 Kôr. 3:6. Raha lazaina amin'ny teny hafa dia tokony hifantoka amin'ny dingana arahina isika, fa Andriamanitra kosa no miantoka ny fitomboana.

Efa hitantsika fany tanjon' Andriamanitra amin'ny iraka dia ny hamonjy ireo very any amin'ny vondron'olona rehetra eto an- tany amin'ny alalan'ny fanaovana azy ireo ho mpianatra mahatoky amin'i Jesosy ary mandray anjara amin'ny iraka ampanaoviny.

Vakio ireto andininy manaraka ireto. Inona no ambaran'ireo amintsika momba ny toetran'ny olona tonga mpanara-dia an'i Jesôsy?

2 Kor. 11:2

Isa. 30:21; Jao. 10:27; Jao. 16:12, 13
 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.
Sun 28 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Paoly nantsoin’Andriamanitra ho apostolin’i Jesôsy Kristy.
Mon 29 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Avy tany ATENA hatrany KORINTO.
Tue 30 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny tanañan’i Korinto.
Wed 01 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-"Olona maro amin’ity tanana ity".
Thu 02 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny epistilin’ny Paoly ho an’ny Korintianina.
Fri 03 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-
Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.
Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal