Mifankazatra amin’Andriamanitra. " Mifankazara amin’ny Tsitoha hianao, dia hiadana; izany no hahatongavan’ny soa aminao. Masina hianao, mandraisa fampianarana avy amin’ny vavany, ary alatsaho ao am-ponao ny teniny." Jôba 22:21,22.