Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fianarana fanampiny

Daty
Zoma 29 March 2024

Vakio ny “Fitomboana ao amin’i Kristy", toko faha-8 ao min'ny DHK.

Antso feno hafanam-po mba hiandrasana an'i Jehvah no ataon'ny Salamo. “Miantombena tsara miandry an’i Jehovah ianao ka manantena Azy’ - Sal. 37:7. Raha mahatonga antsika havesatra entana sy misalasala ary manirery ny fiandrasana, dia tokony hotsarovantsika ireo mpianatra tamin’ny andro niakaran’i Jes6sy ho any an-danitra (Asa. 1:4-11). Nakarina ho any an-danitra teo imason'izy ireo i Jes6sy, faizy ireo kosa tavela teo miandry Azy hiverina amin'ny andro iray tsy fantatra amin’ny hoavy. Iza moa no nahatsapa faniriana nivaivay handray ny fitahian’Andriamanitra mihoatra noho ireo mpianatra tamin’io andro io? Azo antoka fa izao no faniriana lalina tao amin'izy ireo: “Tompo 6! Ento miaraka Aminao anio izahay.” Nomena toromarika anefa izy ireo mba hiandry ny teny fikasan’ny Ray sy hiandry ny fiverenan’i Jesésy. Ho gaga isika raha toa mihevitra fa feno fahakiviana sy fahadisoam-panantenana ireo mpianatra. Niverina nankany Jerosalema izy ireo ary nanao araka izay nasain’i Jesdsy nataony — niandry ny fanomezana ny Fanahy Masina izy ireo ary rehefa izay dia nitory ny filazantsara tamin-kery tany amin'izao tontolo izao (Asa. 1:12-14; Asa. 2)

Tey ho tanteraka ny baikon’Andriamanitra hiandrasana Azy raha tsy efa vitany ny asany ao anatintsika amin'ny alalan’ny Fanahy Masina. Tsy misy hafanam- pon’olombelona hahazaka ny tebiteby ateraky ny fiandrasana amin’ny tenantsika malemy. Zavatra iray ihany no hahavitantsika izany, dia ny fitoerana ao amin'i Jesosy Kristy, izany hoe, ny fananana fifandraisana manokana Aminy. "Koa raha mitoetra a0 am-pontsika i Kristy, dia Izy no hiasa ao anatintsika, ‘na ny fikasana, na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony.’- Efes. 2:13. Hiasa tahaka ny niasany isika, ary hampiseho hafanam-po tahaka ny Azy. Koa amin'izany isika, noho ny fitiavana Azy sy ny fitoerana ao Aminy, dia ‘hitombo amin'ny zavatra rehetra ho amin'izay Loha, dia Kristy.” - DHK, t. 87. Rehefa manohy miandry an’i Jehévah isika, dia hahita fiadanana sy fifaliana ao amin'ny Salamo. Ny vavaka sy ny hira ataontsika dia e0 amin’izay ihaonan'ny fon’Andriamanitra sy ny fontsika isan’andro.

FANONTANIANA hifanankalozan-kevitra

  1. Nahoana ny fiandrasana no misy heviny manan-danja eo amin'ny fiainantsika ara-panahy? Ifanakalozy hevitra ny fanandraman'ny sasany amin’ireo mahery fon'ny finoana ao amin'ny Baiboly mikasika ny fiandrasana. Ahoana no nanadiovan'ny flandrasana ny finoan'izy ireo sy ny nampahatanjahany izany? (R6m. 4:19-22; Heb. 11).
  2. Inona no faran'ny fiandrasantsika? (Sal. 37:34-40). Izany hoe, inona no ampanantenaina antsika rehefa tapitra ny zavatra rehetra? Inona ohatra ny fanantenana hitantsika ao amin’ireo andalan-teny ire, ny amin’ny rariny izay efa ela no tsy nanjaka teto amin'izao fiainana izao?
  3. Raha miresaka momba ny maty sy ny fanandraman’izy ireo, nahoana no vita amin'ny ampahany betsaka ny fiandrasan’izy ireo? Inona hy fanantenana azontsika tsoahina avy amin'ny valin'izany?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 19 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.
Mon 20 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.
Tue 21 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.
Wed 22 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.
Thu 23 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.
Fri 24 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 11 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fampidirana.
Sun 12 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Mangeja ny avonavona.
Mon 13 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Diniho ny tenanao.
Tue 14 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Mosesy, mpanompo nanetry tena.
Wed 15 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Ny zava-manafintohina indrindra.
Thu 16 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Jereo Izy.
Fri 17 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fianarana fanampiny.
Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal