Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 8: TANTERAKA IREO FAMINANIAN’NY TESTAMENTA TALOHA - Fizarana 1

Daty
Talata 19 November 2024

Nohamafisin'i Jesôsy ny fahefan'ny Soratra Masina tao anatin'ny adihevitra iray nifanaovany tamin'ireo mpitondra fivavahana. Raha dinihina vetivety dia toa tsy ilaina ny hanaovany izany satria efa nino ny Soratra Masina rahateo ireo mpitondra fivavahana ireo. Saingy tian'i Jesôsy ny hanasongadina ny fahefan'ny Soratra Masina, na dia amin'izy ireo aza, mba hanehoana aminy hoe Iza moa Izy na toy inona na toy inona hamafin'ny fony, na manohitra mafy aza izy ireo andrao ho resy lahatra.

Maka teny mivantana avy ao amin'ny TT koa i Jaona, na milaza izany ankolaka ao amin'ny lahatsorany, mba hanondroana an'i Jesôsy ho fahatanterahan'ny teny fikasana ao amin'ny TT momba ny Mesia.

Inona no ifandraisan'ireto andininy avy ao amin'ny TV sy avy ao amin'ny TT ireto? Izany hoe ahoana no ampiasan'ny TV ireo andininy ireo mba hanambarana an'i Jesõsy?

Jao. 1:23, Isa. 40:3 ..……………………………………………………………………………………….

Jao. 2:16,17; Sal. 69:9 …………………………………………………………………………………….

Jao. 7:38, Jer. 2:13……………………………………………………………………………..……...….

Jao. 19:36, Nom. 9:12 …………………………………………………………………………………….

Tsy i Jaona ihany, fa i Petera, Paoly, Matio, Marka, ary Lioka koa, dia imbetsaka no manamafy fa fahatanterahan'ireo faminaniana ao amin'ny TT avokoa na ny fiainan'i Jesôsy avy any Nazareta, na ny nahafatesany, na ny nitsanganany tamin'ny maty, na ny niakarany ho any amin'ny seza fiandrianan’Andriamanitra.

Kanefa na tsy nitsahatra nampiseho tamin'ny mpianany ny Soratra Masina, izay nanambara mialoha ny asany aza i Jesôsy, oviana moa ny mpianatra vao nahatakatra fa nanondro ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty ny Soratra Masina? Taorian'ny nahafatesan'i Jesôsy sy ny nitsanganany tamin'ny maty ary ny nisehoany tamin'izy ireo, izay vao takatr'izy ireo izany. "Ary koa, rehefa nitsangana tamin'ny maty izy, dia tsaroan'ny mpianany fa efa nilaza izany Izy; ary dia nino ny Soratra Masina sy ny teny izay nolazain'i Jesôsy izy." - Jao. 2:22 (jereo koa ny Jao. 20:9).

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.
Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal