Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 9: ILAY FIFANANDRINANA LEHIBE - "Fahavalo no nanao izany."

Daty
Alahady 23 February 2025

Vakio ny Mat. 13:24-27. Ahoana no anampian'io fanoharana io antsika hahatakatra ny momba ny faharatsiana eto amin'izao tontolo izao?

Mitantara momba ny lehilahy iray namafy voa teo amin'ny tanimbariny i Jesôsy. Tsy namafy afa-tsy voa tsara io lehilahy io kanefa nisy tsimparifary naniry teny anivon'ny variny. Rehefa nahita izany ny mpanompon-dralehilahy dia nanontany azy hoe: "Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? Koa avy taiza kosa ny tsimparifary?" - Mat. 13:27. Mitovy amin'izany koa ny fanontaniana mipetraka matetika ankehitriny momba ny olan'ny fahara-tsiana: Raha tontolo tonga lafatra no noforonin'Andriamanitra, nahoana no misy ratsy ao anatiny?

Vakio ny Mat.13:28-30 sy ny fanazavana ao amin'ny Mat. 13:37-40. Ahoana koa no anazavan'izany ny toetr'ilay fifanandrinana lehibe?

Namaly ny mpanompony ilay lehilahy hoe: "Fahavalo no nanao izany" Mat. 13:28. Nohazavain'i Jesôsy taty aoriana fa "Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak'olona", izany hoe ny tenany ihany - and. 37; "ny tanimbary dia izao tontolo izao" - and. 38, ary "ny fahavalo izay namafy (ny tsimparifary) dia ny devoly-and. 39. Maneho mazava ny fisian'ny ady lehibe ifanaovan'i Kristy sy i Satana izany. Nahoana no misy ny ratsy eto amin'izao tontolo izao? Avy amin'ny fahavalo (ny devoly) izay manohitra ny Tompo izany (Mat. 13:28).

Mahatonga ity fanontaniana manaraka ity anefa izany valin-teny izany: "tianao va ny handehananay hanongotra sy hanangona azy?" Izany hoe, raha lazaina amin'ny teny hafa, "nahoana no tsy hongotana avy hatrany ny ratsy?" "Tsia" hoy ilay tompon-tany namaly, "fandrao, raha manongotra ny tsimparifary hianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary. Aoka ihany hiara-maniry izy roroa ambara-pihavin'ny fararano." Mat. 13:29,30. Araka io fanoharana io dia hofongoran'Andriamanitra ihany ny ratsy amin'ny farany, saingy ny famongorana azy aloha loatra dia hiteraka fahasimbana hampidi-doza ny tsara, izay tsy azo arenina.

Inona avy ireo loza mety hateraky ny fanongotana ny tsimparitary hiala amin'ny vary ankehitriny? Kanefa koa, nahoana izany no tsy midika fa tokony hodiantsika tsy hita tsotra izao ny ratsy manoloana antsika?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 23 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fisaorana.
Mon 24 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fahanasinana sy fahadiovam-po.
Tue 25 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Manova drafitra noho ny fitiavana.
Wed 26 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Famelan-keloka sy fanamafisana ny fitiavana.
Thu 27 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fandresena ao amin’i Kristy.
Fri 28 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana
Sun 16 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Mitory ny fisanganan’i Kristy tamin’ny maty.
Mon 17 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - I Kristy nitsangana tamin’ny maty, Ilay hany fanantenantsika .
Tue 18 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Kristy no santatra.
Wed 19 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Ny vatana hatsangana amin’i maty.
Thu 20 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Horesena ny fahafatesana.
Fri 21 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fianarana fanampiny.
Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.
Sun 30 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Mon 31 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Tue 01 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Wed 02 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Thu 03 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Fri 04 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA -

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal