Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fiambenana Maraina Androany

Hery ho an'ny malemy

Daty
Alarobia 14 October 2026

  "Miambena, ka aoreno tsara ny zavatra sisa izay saiky maty; fa tsy nisy hitako tanteraka ny asanao eo anatrehan'Andriamanitro." - Apôk. 3:2.

Mofon’aina:
Maro no eo ambavahoan'ny fahafatesana ara-panahy, ary miantso antsika ny Tompo mba hampahery azy ireo. Tokony hiray tanteraka ao anatin'ny fatoran'ny fifandraisana kristianina ny vahoakan'Andriamanitra, ary tokony hampahantanjahina ao amin'ny finoana amin'ny alalan'ny fifampiresahana matetika momba ireo fahamarinana sarobidy natolotra azy ireo. (...) 

Misy hery ara-panahy ho an'izay rehetra hikatsaka izany amin-kafanam-po sy fahatapahan-kevitra. Ho tonga mpiray amin'ny fomban'Andriamanitra izy ireo, satria niara-niasa tamin'Andriamanitra. Hisy hery miasa mangina homena azy ireo, izay hampitomboina arakaraka ny ampiasany tsara izany. Arakaraka ny haben'ny faniriany hariao ny sitrapon'Andriamanitra ny halehiben'ny hery omena azy. (...)

Araka ny voalazan'i Jesosy, ny Ray dia vonona kokoa hanome ny Fanahy Masina ho an'izay mangataka Aminy, mihoatra noho ny fahavononan'ny ray aman-dreny hanome zava-tsoa ho an'ny zanany. (...) Tsy misy fetra ny fitahiana azon'Andriamanitra atolotra. Tsy haintsika takarina ny haavony sy ny halaliny, ary ny sakany. Vonona hanampy ireo izay mahatsapa ny tsy fananany fahendrena sy manatona mivantana eo amin'Ilay Loharanon'ny fahendrena ny lanitra manontolo. (...) Nefa aoka hangataka amin'ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory. (...) Izay mifikitra amin'ny teny fikasana, izay mahatsapa ny fahantrany ka feno fikirizana, no mandray fahendrena avy any ambony. (...)

"Kanefa misy olona vitsy atp aminao al)) Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; ary hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo, satria miendrika izy." — and. 4. Noho ny finoan'izy ireo no nahazoany izany voninahitra izany. Tsy nirehareha izy ireo teto amin'ity fiainana ity, na nanolotra ny fanahiny ho amin'ny zava-poana. (...) Ny faniriany tokana dia ny ho tahaka an'i Kristy. Nasandrany avo hatrany ny fanevan'ny fahamarinana. Homena voninahitra mavesatra maharitra mandrakizay izy ireo, satria niara-nandeha tamin'Andriamanitra tetSi ambonin'ny tany, niaro ny tenany tsy hisy pentimpentina avy amin'izao tontolo izao, ary nanambara ny faharnarinan'i Kristy tamin'ny mpiara-belona taminy. — RH, 10 Aogôsitra 1905.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal