Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mahery sa osa ara-panahy?

Daty
Alarobia 06 November 2024

 «Koa raha manana ireo teny fikasana ireo isika, ry malala, dia aoka isika hanadio ny tenantsika ho afaka amin'ny fahalotoana rehetra, na amin'ny nofo, na amin'ny fanahy, ka hahatanteraka ny fahamasinana amin'ny fahatahorana an'Andriamanitra.» - 2 Kôr. 7:1.

Mofon’aina:

Mananatra sy manitsy ireo olona izay milaza fa mitandrina ny lalàny Andriarnanitra. Tondroiny ny fahotan'izy ireo ary ambarany ny faharatsiany satria iriny ny hanasaraka ny fahotana rehetra sy ny faharatsian-toetra rehetra aminy mba hananan'izy ireo fahamasinana tonga lafatra amin'ny fahatahorana Azy ary ho vonona ny ho faty ao amin'ny Tompo na hafindra any an-danitra (...)

 Tsy hanaiky afa-tsy fahadiovana sy fahamasinana Andriamanitra; ny pentina, ny fikentronana, ny fahadisoana ao amin'ny toetra dia hampanalavitra azy ireo mandrakizay amin'ny lanitra miaraka amin'ny voninahiny sy ny hareny rehetra.

Ny ankabeazan'ireo milaza azy ho Kristianina dia tsy mahazo an-tsaina ny hery ara-panahy izay mety ho azon'izy ireo raha toa ka fatra-paniry izany izy ary maharitra mba hahazo ny fahalalana ny zava-panahy, toy ny fahazoany ny zavatra tsizarizary sy mety lo amin'ity fiainana ity. Ireo vahoaka betsaka izay milaza ny tenany ho Kristianina dia mianina amin'ny toe-panahy saozanina. (...) 

Fahafaha-manao maro no efa voaontana ho an' izay rehetra mirotsaka amim-pahatsoram-po sy amim-pahamatorana eo amin'ny asa fanaovana ny fahamasinana ho tonga lafatra ao amin'ny fahatahorana an'Andriamanitra. (...) Tsy misy olona ambany loatra, feno fitaka ary ratsy ka tsy hahita ao amin'i Jesôsy, izay maty ho azy ireo, hery sy fahadiovana ary fahamarinana. Ho azon'izy ireo izany raha miala amin'ny fahotany sy ny lalan-dratsiny izy ireo, ary mitodika amin'ny fo manontolo any amin'Ilay Andriamanitra velona. Miandry ny hanesorana amin'izy ireo ny fitafiany maloto sy feno fahotana Izy, ka hanafy azy ireo ny akanjo fotsy sy mamiratra avy amin'ny fahamarinana; manolotra fiainana azy ireo Izy fa tsy fahafatesana. Afaka mivelatra ao Aminy izy ireo. Tsy halazo ny rantsany ary hamoa. Afaka manovo rano sy sakafo avy Aminy izy ireo raha mitoetra ao Aminy, ho feno ny Fanahiny, mandeha toy izay nandehanany, mandresy toy izay nandreseny, ary homem-boninahitra eo an-tanany ankavanany. — Ma, t. 53

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.
Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal