Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 6: ANDRIAMANITRA TIA NY RARINY - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 01 February 2025

Hodinihina mandritra ny herinandro: Sal. 33:5; Sal. 85:10; Deo. 32:4; Jak. 1:17; Tit. 1:2; Eks. 32:14; Mat. 5:43-48.

Tsianjery:

"Fa izay te-hirehareha dia aoka hirehareha amin'izao: dia ny fahendreny sy ny fahalalany Ahy ho Jehôvah , Izay manao famindrampo sy fitsarana marina ary fahamarinana ety ambonin'ny tany; fa izany no sitrako, hoy Jehôvah ." - Jer. 9:23.

Tsy hoe miovaova sy ratsy fanahy fotsiny ireo "andriamanitra" nivavahan'ny firenena hafa fa nibaiko ny hanaovana zava-mahatsiravina tahaka ny fanaovana sorona zazakely izy ireo. Teo anatrehan'izany anefa dia tsy afaka niandrandra ny fankasitrahan'ireo andriamanitra ireo akory ireo vahoaka mpanompo sampy ary tsy sahy nanao izay hampahatezitra ireo andriamanitry ny fireneny.

Ambaran'ny Deo. 32:17 fa ny demonia no ao ambadik'ireny "andriamanitra" ireny (jereo koa ny 1 Kôr. 10:20,21). Nahazo vahana tao anatin'ny fivavahan'izy ireo ny fanararaotana ka nanjary latsaka tao anatin'ny haizina ara-panahy sy ara-pitondrantena ny olona.

Samy hafa amin'ireo herin'ny demonia ireo kosa ilay Andriamanitry ny Baiboly. Andriamanitra tsara Izy ary tsy miovaova ny toetrany. Ary izany fahatsarany tsy miova izany indrindra no ananantsika fanantenana ankehitriny sy ho mandrakizay.

Mifanohitra tanteraka amin'ireo andriamani-tsy izy tamin'ny andro fahiny, eny ireo andriamanitra "môderna" amin'izao andro izao koa aza, i Jehôvah , satria manohina Azy fatratra ny faharatsiana sy ny fijaliana, ary ny tsy rariny sy ny fampahoriana -zavatra - izay melohiny mandrakariva sy melohiny tanteraka ireo. Ary izao no zava-dehibe indrindra: hofoanany tsy hisy intsony ireo rehetra ireo indray andro any.

*Famerenana ny lesona ny sabata 08 Febroary.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal