Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fandraisana antendrony sy fitabatabana, tsy porofon’ny finoana..

Daty
Zoma 04 July 2025

" Misaotra an’Andriamanitra aho fa miteny amin’ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho hianareo rehetra aho; nefa raha ao am-piangonana, dia aleoko manao teny dimy fantatry ny saiko mba hampianarako ny sasany koa, toy izay hanao teny iray alina amin’ny fiteny tsy fantatra. "1 Kôr. 14:18,19. 

Mofon’aina:
Tsy maintsy esorina hatramin’ny fakany ny fahadisoana, rehefa izay vao vonona handray ny masomboly tsara ny tany ka hampitrebona izany sy hitondra voa ho voninahitr’Andriamanitra.

Fitsipi-pifehezana sy fandaminana an-tsipiriany kokoa no hany fanoitra. Nanjaka teo amina sokajin’olona mpitandrina ny Sabata ny fandraisana tendrony. Nisotro avy teo amin’ny loharanon’ny fahamarinana izy saingy kely ihany ka tsy mahafantatra ny votoatin’ny hafatry ny anjely fahatelo. Tsy misy na inona na inona azo atao ho an’io sokajin’olona io raha tsy voahitsy izany fomba fijery mpandray tendrony izany. Ireo sasany izay velona tamin’ny fihetsehana tamin’ny taona 1854 dia nitana fahadisoan-kevitra, toy ny tsy fltsanganan’ny ratsy fanahy amin’ny maty sy izay momba ny vanim-potoana ho avy. (...)

Ny tsy fitsanganan’ny ratsy fanahy amin’ny maty sy ilay fomba fijery hafahafa mikasika ny fiainana ho avy dia fahadisoan-kevitra mihoapampana izay efa nezahin’i Satana hampidirina teo amin’ireo fampianaran-dison’ny andro farany mba hamotehana fanahy. (...)

Manatanteraka fihetsehana izay antsoiny hoe fanomezam-pahasoavana ny sasany amin’ireo olona ireo ka milaza fa ny Tompo no nametraka azy tao amin’ny fiangonana. Miboeriboerika tsy misy heviny izy, izay antsoiny hoe fiteny tsy fantatra, nefa tsy ny olombelona ihany no tsy mahazo izay lazainy fa ny Tompo sy ny lanitra manontolo koa. (...) Voafitaka ny sasany satria tsy nisy nitondra soa ireo rehetra ireo. “Ny voany no hamantaranareo azy.”

Noheverina ho porofo manokana mampiharihary ny finoana ny fandraisana tendrony mbamin’ny fitabatabana. Misy ireo izay tsy afa-po amin’ny fivoriana raha tsy mandalo fotoana mampientanentana sy mahasambatsambatra. (...) Tsy mitondra soa anefa ny hery azo amin’ny fivoriana toy izany. (...) Ny fivoriana hahazoan-tombony indrindra ho fampandrosoana ny ara-panahy dia ireo izay feno fahamatorana sy fahamendrehana lalina ary mitady izay hanovana ny fo (...). – TFC, b. 1, tt. 411, 412.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 19 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.
Mon 20 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.
Tue 21 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.
Wed 22 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.
Thu 23 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.
Fri 24 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 11 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fampidirana.
Sun 12 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Mangeja ny avonavona.
Mon 13 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Diniho ny tenanao.
Tue 14 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Mosesy, mpanompo nanetry tena.
Wed 15 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Ny zava-manafintohina indrindra.
Thu 16 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Jereo Izy.
Fri 17 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fianarana fanampiny.
Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal