Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ny fifaliana amin'ny maha-Kristianina

Daty
Alakamisy 13 November 2025

 "Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, (..) Izay mampionona anay amin'ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, amin 'ny fampiononana izay ampiononan'Andriamanitra anay." - 2 Kôr. 1:3,4.

Mofon’aina:
Raha tsy nisy asa fanompoana betsaka ataon'ny olontsika, dia rrainka zava-dehibe ny ananan'ny tanany eo amin'ny fifandraisana tsara amin' Andriamanitra, mba hahazoan'izy ireo ny fitahiany sy hahatorga azy ireo ho fantsom-pahazavana ho an'ny hafa. Misy zavatra miro ny teny hoe: "asa misionera", mihoatra lavitra noho izay fiheverana azy nahazatra. Misionera avokoa ny mpanara-dia marina rehetra an'i Kristy, ary nisy karazana fomba saika tsy manam-Dahataperana mihitsy ahafahana miasa . 

Misy zavatra anankiray izay matetika hamaivanina . sy atao tsirambina anefa dia ny fanaovana ny fivavatana y ny fivoriana ho mahaliana araka izay tokony ho izy. Raha manio ny andraikiny amim-pahatokiant ny rehetra, dia ho tena feno fiadarana sy finoana ary herim-po nkoa zy ireo, ary hanana fanandramana tahaka izany hozaraina rehefa tonga amin'ireny fivoriana ireny, hany ka ho velombelon' ny fijoroany ho vavolombelona nazava sy matanjaka ho an'Andriamanitra ny hafa.

Tsy araka ny tokony ho izy ny fivavahantika y ny fivoriantsika – izay btoana manokana tokony hifanampiana sy hifampaherezan'ny tsirairay. Manana adidy hotanterahina ny tsirairay mba hahatonga ireo fivoriana ireo ho mahaliana sy mahasoa araka izay tratra. Ho tanteraka amin'ny fomba tsara indrindra izany raha manana fanandramana vaovao isan'andro momba ny zava-panahy ny tsirairay, sy tsy misalasala ny hiresaka momba ny fitiavan'Andriamanitra ao amin'ny fi vorian'ny olony masina.

Raha tsy avelanareo hiditra ao am-ponareo ny haizina sy ny tsy finoana, dia tsy ho hita izany mandritra ireo fivorianareo. Aza omena fahafaham-po ny fahavalo amin'ny fijanonana eo amin'ny lafiny maizina amin'ny fanandramanareo, fa matokia an'i Jesosy amin'ny fahafenoany kokoa fa Izy no hanampy anareo hanohitra ny fakam-panahy. Raha nieritreritra sy niresaka bebe kokoa ny momba an'i Jesosy, sy kelikely kokoa momba ny tenantsika isika, dia tokony hahita misimisy kokoa ny fanatrehany amin'ireo fivoriantsika.

Tombontsoantsika ny mino ireo teny fikasana ao amin'ny Tenin'Andriamanitra, sy ny manaiky ireo fitahiana izay tian'i Jesosy arotsaka, mba ho tanteraka ny fifaliantsika. —RH, 20 Jolay 1886.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal