Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Izy ihany no iankohofana

Daty
Alakamisy 20 November 2025

 "Ny alitarany horavanao, ary ny tsangam-baton-tsampiny hovakivakinao; ny Aserahany hokapainao, ary ny sarin-javatra voasokitra hodoranao amin'ny afo. Fa firenena masina ho an 'i Jehovah Andriamanitrao hianao. " – Deo. 7:5,6.

Mofon’aina:
Tian'Andriamanitra ho takatry ny olony fa Izy irery ihany no tokony ho anton'ny fiankohofan'izy ireo; ary rehefa handresy ireo firenena mpanompo sampy manodidina azy izy ireo, dia tsy tokony hitahiry ny tsangambaton-tsampy iankohofan'ireo firenena ireo, fa handrava izany tanteraka. Tena lafo vidy ary vita tamin'ny tao-zavatra kanto ny ankamaroan'ireo andriamanitry ny jentilisa. Mety naka fanahy ireo nanatri-maso ny fiankohofana amin'ny sampy izany (...) mba haneho fanajana amin'ireo zava-poana ireo. Tian'ny Tompo ho fantatry ny olony fa noho ny fanompoan-tsampy ataon'ireo firenena ireo, izay nitarika azy ho amin'ny fatram-paharatsiam-panahy rehetra, no nahatonga Azy nampiasa ny Isiraelita ho fitaovany mba hamaizana azy ireo sy handringanana ny andriamaniny. (...) 

"Ary hatramin'ny Ranomasina Mena ka hatramin 'ny ranomasin 'ny Filistina no hataoko fari-taninao, ary hatramin'ny efitra ka hatramin'ny Ony; fa hanolotra ny mponina amin 'ny tany ho eo an-tànanareo Aho; ary handroaka azy eo alohanao hianao. "–Eks. 23 :31. 

Niankina tamin'ny fankatoavan'ny vahoakany ireo teny fikasana nataon'Andriamanitra ho azy ireo. Raha hanompo an'i Jehovah amin'ny fahafenoany izy, dia hanao zava-dehibe ho azy Izy. Rehefa avy nandray ny fitsipika avy tamin'Andriaimanitra Mosesy, ka nanoratra izany ho an'ny olona, dia .nanambara teny' fikasana taminy, izay niankina tamin'ny fankatoavana koa, Izy: "Miakara ao amin'i Jehovah hianao sy Arona sy Nadaba sy Abiho ary fito-polo lahy amin 'ny loholon 'ny Isïiraely; ka miankohofa eny lavitra eny hianareo; nefa Mosesy ihany no hanakaiky an 'i Jehovah, fa ireo tsy mba hianakaiky; ary ny olona tsy hiakatra homba azy. Dia tonga i Mosesy ka nanambara tamin 'ny olona ny teny rehetra izay nataon'i Jehovah sy ny fitsipika rehetra. Ary namany indray miredona ny olona rehetra ka nanao hoe: 'Ny teny rehetra izay nolazain Jehovah dia hataonay. – Eks. 24:1-3.

 Tsy ireo didy folo no inosoratan' i Mosesy, fa ireo fitsipika tian' Andriamanitra hotandreman"ny olony, sy ireo teny fikasana, izay niankina tamin'ny fankatoavan'izy iireo Azy. Novakiny tamin'ny olona iizany, dia nianiana ireo fa hankatè ny temy rehetra nolazain'i Jehovah. (...) — b. 3, tt. 269, 270. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.
Sun 15 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny mpivady.
Mon 16 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny ray amandreny sy ny zanaka.
Tue 17 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny fifandraisana araka asa.
Wed 18 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mifampivavaka.
Thu 19 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mandeha amin’ny fahendrena.
Fri 20 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.
Sun 08 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Misaina ny zavatra any ambony.
Mon 09 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Atsaharo ny fisainana momba ny tany.
Tue 10 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Havaozina ho amin’ny fahalalana tsara.
Wed 11 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Ny toetry ny fiainam-baovao.
Thu 12 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fiainam-baovao.
Fri 13 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal