Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Banjino Izy dia ho mpandresy ianao

Daty
Talata 16 December 2025

 "Ary hoy ny Tompo: Iza moa no mpitandrin-draharaha mahatoky sy manan-tsaina, izay hotendren'ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy anjara hanina amin 'ny fotoana? Sambatra ny mpanompo Izay ho hitan'ny tompony fa, indreo, manao toy izany, raha avy izy." Lio. 12:42,43.

Mofon’aina:
Antenaiko fa tsy misy hihevitra a mahazo ny fankasitrahan' ndriamanitra izy raha vao miaky ny helony fotsiny, na koa hoe manana hery manokana ny fiaiken-keloka atao amin'ny o1ombelona. Tsy maintsy ny finoana miasa amin' ny fitiavana sy manadio ny fanahy no tokony ho hita eo amin'ny fana-ndramana. Handresy ny fironana ara-nofo ny fitiavan' i Kristy. (...) Asain' Andriamanitra entintsika eo Aminy isan'andro ny olantsika sy ny fiaikentsika heloka, dia homeny fitsaharana isika eo am-pitondrana ny ziogany (...). Ny Fanahiny Masina, amin'ny alalan'ny heriny be famindrampo, no hameno ny fanahy, ka ny eritreritra dia hoentina milefitra eo amin'ny fankatoavana an'i Kristy.

 (...) Aoka hitandrina mba tsy ho mpandray tendrony ka hahatonga faniniana amin'ny asan'Andriamanitra sarobidy. Izao no fahadisoana ataon' ny maro: rehefaavy notahin' Andri amanitra izy, dia tsy mety miaina ny fanetren-tenan'i Kristy izay hahatonga azy ho fitahiana ho an'ny hafa koa. Ankehitrinydia efa voafafy ao am-ponareo ny tenin'ny fiainana mandrakizay, ka mananatra anareo aho mba hiara-mandeha amin'Andriamanitra amim-panetren-tena sy hanao ny asan' i Kristy (…).

(...) Aza mijery olona na manankina ny fanantenanao aminy noho ny fiheverana azy ho tsy mety diso. I Jesosy no banjino mandrakariva. Aza milaza na inona na inona mety hahatonga fahafaham-baraka ho an'ny finoanao. Ekeo mangina eo anatrehan' Andriamanitra ny fahotana miafina nataonao. Ekeo eo anatrehany ny faniasiavan'ny fonao fa Izy no tena mahalala izay tokony hatao ho anao. Raha nanao ratsy tamin'ny namanao ianao, dia aoka hiaiky ny fahotanao ary haneho porofon'ny fibebahana amin'ny fanonerana izany. Rehefa izay, dia takio ny fitahiana. Manatàna an 'Andriamanitra am in'ny maha-ianao anao, ary avelao Izy hanasitrana ireo aretinao rehetra. (...) Raha manatona Azy amin'ny fo torotoro ianao, dia homeny fandresena.— TFC, b. 5, tt. 648, 649. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 28 Feb 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fampidirana.
Sun 01 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahalalany.
Mon 02 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Mamaka sy mitombo ao amin’i Kristy.
Tue 03 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Nofantsihana teo Amin’ny hazo fijaliana.
Wed 04 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Tandindona sa tena izy?
Thu 05 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Didin’olombelona.
Fri 06 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fianarana fanampiny

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 21 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fampidirana.
Sun 22 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fahiny (…) tamin’ny fanaovan-dratsy, (…) no efa nampihavaniny ankehitriny.
Mon 23 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Raha maharitra amin’ny finoana hianareo.
Tue 24 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Drafitra mandrakizain’Andriamanitra.
Wed 25 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Zava-miafin’Andriamanitra nampahafantarina.
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Ny herin’ny Filazantsara.
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ -
Fri 27 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (10)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal