Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ady tsy maintsy atrehina

Daty
Alatsinainy 20 April 2026

 "Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazony ny fiainana mandrakizay; fa ho amin 'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny vavolombelona maro." - 1 Tim. 6:12

Mofon’aina:
Misy ady mitohy tsy maintsy atrehina, ary tsy voaro na dia iray minitra aza isika raha tsy marnetraka ny tenantsika eo ambany fiarovan'Ilay nanolotra ny ainy sarobidy mba hahafahan'ny rehetra izay mino ny maha Zanak'Andriamanitra Azy (...) mandositra ny fahalovana misy eto amin'izao tontolo izao (...). Hainy tokoa ny mampikambana ny maha Andriamanitra Azy amin'ny maha olona antsika, ho setrin'ny finoantsika. Raha matoky an'Andriamanitra isika ary koa miray amin'ny Fombany ary manao ezaka lehibe, dia mitory ny asan'i Kristy teto an-tany: ho fiadanana ho ety ambonin'ny tany ho an'ny olona ankasitrahany. Asaina isika hiresaka momba ireo loza ao ambadiky ny ady ifanaovana amin'ny fahavalo tsy Nita maso ary koa hiambina, satria tsy miady amin'ny nofo aman-dra isika fa amin'ny fanapahana sy ny fanjakana ary ny fanahy ratsy eny amin'ny nvotra. (...) 

Tsy midika ho tsy fisian'ny ady intsony ny fanarahana an'i Kristy. Tsy kilalaon-jaza izany, na koa fidonanaham-poana ara-panahy. Ny fifaliana rehetra ao amin'ny 
fanompoana an'i Kristy dia midika ho adidy masina amin'ny fiatrehana ady mivaivay matetika. Ny hoe manara-dia an'i Kristy dia midika ho fiatrehana ady mivaivay, asa mafy, ady atao amin'izao tontolo izao sy amin'ny nofo ary amin'ny devoly. Ny fifaliantsika dia ny fandresena azo ho an'i Kristy, amin'ny alalan'ny ady mivaivay.(...) Voatendry ho amin'ny asa isika, tsy ho an'ny "hanina met)) ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay." - Jao. 6:27. (...)

Tsy maintsy mihevitra izay sanda aloany ny tsirairay. Tsy misy olona hahomby raha tsy manao ezaka mafy. Tsy maintsy mampiasa ny herintsika rehetra isika ary manombo ny nofo mbamin ' ny faniriany sy ny filany. Zava-dehibe lavitra noho izay heverin'ny maro ny fanomboana amin'ny hazo fijaliana. (...)

Fiambenana tsy tapaka izany mba ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana, mba hiady ny ady tsaran'ny finoana mandra-pifaran'ny ady, ary ho mpandresy isika ka handray ny satroboninahitry ny fiainana. - Ms 156, 1907 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 19 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.
Mon 20 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.
Tue 21 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.
Wed 22 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.
Thu 23 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.
Fri 24 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 11 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fampidirana.
Sun 12 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Mangeja ny avonavona.
Mon 13 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Diniho ny tenanao.
Tue 14 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Mosesy, mpanompo nanetry tena.
Wed 15 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Ny zava-manafintohina indrindra.
Thu 16 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Jereo Izy.
Fri 17 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fianarana fanampiny.
Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal