Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ny sitrapon'Andriamanitra, fa tsy ny ahy

Daty
Alarobia 20 May 2026

«Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho. Tariho amin’ny  fahamarinanao aho, ka ampianaro; fa Hianao no Andriamanitry ny famonjena ahy; Hianao no andrasako mandritra ny andro.» - Sal. 25:4,5.

Mofon’aina:
Toy izao ny toromarika nomena an'i Mosesy: "Tandremo mba   hataonao araka ny endrika izay naseho lamina tao an-tendrombohitra ny zavatra rehetra" — Heb. 8:5. Na dia nafana fo tamin'ny asan'Andriamanitra aza i Mosesy, ary nanana clona marc havanana sy manan-talenta indrindra hanao izay rehetra asainy atao, dia tsy nahazo nanao na inona na inona izy, (...) raha tsy araka ny endrika naseho azy, araka ny idealin'Andriamanitra. (...) Nandritra ny efapolo andro no nanomezana azy ny toromarika, ary rehefa nidina avy teo an-tendrombohitra izy, dia vonona ny hanatanteraka ilay endrika marina naseho azy tany an-tendrombohitra. (...)

Maro no diso noho ny tsy fanarahana ny hevitr'Andriamanitra, fa ny an'ny tenany. I Kristy aza dia nilaza hoe: "Ny Zanaka tsy mahazo manao na inona na inona ho Azy, afa-tsy izay hitany ataon 'ny Ray" — Jao. 5:19. Nofoanany ny Tenany, hany ka tsy manana fikasana na drafitra ho Azy Izy. Nekeny ny drafitr'Andriamanitra ho an'ny fiainany, ary nambaran'ny Ray Azy isan'andro ny fikasany. Raha i Jesosy aza niantehitra tanteraka toy izany tamin'ny Rainy ka nanao hoe: "na inona na inona no ataon 'ny Ray dia toy izany koa ny ataon 'ny Zanaka," tsy mainka ve fa ny olombelona? (...)

Tsy maintsy resena ny sitrapontsika. Tsy maintsy homboana amin'ny hazo fijaliana ny fireharehana sy ny avonavona, ary ny banga hofenoin'ny Fanahy sy ny herin'Andriamanitra. (...) Moa ve i Jesosy Kristy, Mpanjakan'ny lanitra, nanao ny sitrapony manokana? Banjino Izy sy ny fahoriam-panahiny tao Getsemane, nivavaka tamin'ny Rainy. (...) Ny fisainana ny fisarahana tamin'ny fitiavan'ny Ray no nanery ny molony hatsatra sy nangovitra hiantso hoe: "Raiko ô, raha azo atao, dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity" —Mat. 26:39. Intelo no nanaovany izany vavaka izany, saine nampiany hoe: "nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao" — Lio. 22:42. Toy izany no tsy maintsy ho toe-tsaintsika koa (...). Izany no fiovam-po marina. —L, 27, 1892. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal