Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

January 2025

Mivavaha amin’Andriamanitra hahazo ny hanina sahaza.

« Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay. » Mat. 6:11.

Lesona 2 : FITIAVANA MIORINA AMIN’NY FANEKENA - Fifandraisana misy fepetra.

Miantso sy manasa ny olona rehetra Andriamanitra mba hanana fifamatoram-pitiavana ety dia ety Aminy (jereo ny Mat. 22:1-14). Anisan'ny fanekena izany antso izany ny fankatoavana ny baikon’Andriamanitra izay mandidy ny hitiavana Azy sy hitiavana ny hafa (jereo ny Mat. 22:37-39). Ny fahazoan'ny olona iray ireo tombontsoan'izany fifandraisana amin’Andriamanitra izany dia miankina amin'ny fanapahany hevitra amin-kalalahana ny handray na hanosi-bohon-tanana ny fitiavan'Andriamanitra.

Lesona 2 : FITIAVANA MIORINA AMIN’NY FANEKENA - Fitiavan’Andriamanitra miorina amin’ny fanekena .

Matetika ny Baiboly no maneho fifamatoram-pitiavana manokana ifandraisan' Andriamanitra amintsika amin'ny fampiasana fanoharana momba ny mpianakavy na ny mpianaka. Ampiasainy manokana ny fanoharana momba ny fitiavan'ny mpivady na ny fitiavan'ny reny mendrika ny zanany. Ampiasaina ireny fanoharana ireny mba hanehoana ny fifandraisana manokana eo amin'Andriamanitra sy ny vahoaka izay nanaovany fanekena.

Lesona 2 : FITIAVANA MIORINA AMIN’NY FANEKENA - Ny Fitiavan’Andriamanitra mandrakizay

Mazava ny ambaran'ny Soratra Masina: tia ny olon-drehetra Andriamanitra. Ny andalan-teny be mpahalala indrindra ao amin'ny Soratra Masina no manambara izany fahamarinana izany, dia ny Jao. 3:16: "Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay."

Vakio ny Sal. 33:5 sy ny Sal. 145:9. Inona no ampianarin'ireo toko sy andininy ireo mikasika ny fahalehibeazan'ny famindrampon'Andriamanitra sy ny fiantrany?

Lesona 2 : FITIAVANA MIORINA AMIN’NY FANEKENA - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: 2 Pet. 3:9; Deo. 7:6-9; Rôm. 11:22; 1 Jao. 4:7-20; Jao. 15:12; 1 Jao. 3:16.

Tsianjery: "Jesôsy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy." - Jao. 14:23

Manatona an’Andriamanitra amim-panajana.

« Ary hoy Izy taminy: Raha mivavaka hianareo, dia ataovy hoe: Ray ô hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao. » Lio. 11:2. 

Hery hanoherana ny fakampanahy

« Ary rehefa natao batisa ny vahoaka rehetra, ary Jesôsy koa efa natao batisa sy nivavaka, dia nisokatra ny lanitra; ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, ka ny endriny dia tahaka ny voromailala; ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako; Hianao no sitrako. » Lio. 3:21,22. 

Mofon’aina:   

Hery hanoherana ny fakampanahy

« Ary rehefa natao batisa ny vahoaka rehetra, ary Jesôsy koa efa natao batisa sy nivavaka, dia nisokatra ny lanitra; ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, ka ny endriny dia tahaka ny voromailala; ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako; Hianao no sitrako. » Lio. 3:21,22. 

Mofon’aina:   

Tolona amim-bavaka, ohatra ho antsika Izy.

« Tamin’ny andron’ny nofony, raha nanao fivavahana sy fangatahana nomban’ny fitarainana mafy sy ny ranomaso be tamin’izay nahavonjy Azy tamin’ny fahafatesana Izy, sady voahaino noho ny fahatahorany an’Andriamanitra. » Heb. 5:7.

Mofon’aina:   
Efa nitehika ho hariva ny andro raha niantso ny telo tamin’ny mpianany hanatona Azy i Jesôsy. (...)

Pagination

  • Previous page
  • 7

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.
Sun 01 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.
Mon 02 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.
Tue 03 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Wed 04 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Thu 05 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Fri 06 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 24 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fampidirana.
Sun 25 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Miasa hahatanteraka ny asan’Andriamanitra ao anatintsika isika.
Mon 26 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanazavana ao anatin’ny aizin’izao tontolo izao.
Tue 27 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanatitra velona.
Wed 28 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Voazaha toetra.
Thu 29 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - "Omeo voninahitra izay olona tahaka izany."
Fri 30 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fianarana fanampiny.
Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

Pagination

  • Previous page
  • 6
Powered by Drupal