Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

February 2026

Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.

"Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesôsy."- Fil. 4:7. Mila fiarovana ny fiainantsika anatiny. Mahaliana fa teny fampiasa eo amin'ny tafika no ampiasain'i Paoly ao amin'ny Fil. 4:7 mifandraika amin'ny fiadanan'Andriamanitra. Ny matoanteny grika (phroureo) dia entina ilazana miaramila miaro ny tanana amin'ny fanafihanlny fahavalo (2 Kol. 11:32; ampitahao amin'ny Asa 9:24). Lafiny iray tena manan-danja amin'ny fiadanana anaty ny fiainana mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra.

Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.

Vakio ny Fil. 4:4-7. Ahoana no tokony hanandramantsika ny "fiadanan'Andriamanitra"? 

Rehefa avy niresaka indray ny amin'ny ilana ny firaisana i Paoly (Fil. 4:1-3), dia miroso amin'ny lohahevitra iray hafa: ny fifaliana ao amin'ny Tompo (Fil. 4:4-7).

Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"

Vakio ny Fil. 3:20,21. Ahoana no amaritan'i Paoly mazava ny toetoetry ny "olom-pirenena" kristianina?

Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.

Isika rehetra, teo amin'ny fiainantsika, dia samy efa nahita olona izay nanintona antsika sy nirintsika halain-tahaka. Ho an'ny ankizy manokana dia tena zava-dehibe ny hananany ohatra tsara hotahafina, ka ny tsara indrindra dia ny rainy sy ny reniny. Hahita ohatra hafa izy ireo rehefa mihalehibe, izay mifandray amin'ny tontolon'ny asa nofidiny, na amin'ny tantaram-piainan'olona novakiny tao anaty boky.

Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana

Hodinihina mandritra ny herinandro: Fil. 3:17-4:23; 1 Kor. 15:42-44; Jao. 14:27; Sal. 119:165; Jôba 1:21; 1 Tim. 6:7.

Tsianjery:

"Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin’Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra."-Fil. 4:6.

Pagination

  • Previous page
  • 4

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.
Sun 03 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Daniela mahatoky.
Mon 04 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Ny fihetsika eo am-pivavahana.
Tue 05 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nandeha no niresaka i Enoka.
Wed 06 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Mosesy, Mpitarika manana toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Thu 07 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nifona ho an’ny firenena i Mosesy.
Fri 08 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal