Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fampidirana

Daty
Sabotsy 30 December 2023

Bokin’ny vavaka sy fihirana ho an’ny Jiosy sy ny Kristianina manerana ny tantara ny Salamo. Ary na dia ny fitenin’ny mpanao Salamo manokana miantefa amin’Andriamanitra aza no tena mibahana ao amin’ireo Salamo dia tsy avy amin’ny olombelona mety maty izany fa avy amin’Andriamanitra izay nanome tsindrimandry azy ireo.

Andriamanitra tokoa no nanome tsindrimandry azy ireo mba hanoratany ny zavatra nosoratany; izany no antony itenenan'Andriamanitra amintsika ao amin’ny Salamo – tahaka ny ao amin’ny Soratra Masina manontolo (2 Pet. 1:21) – amin’ny alalan'ireo mpanompony sy amin’ny alalan’ny Fanahiny. Samy namerina ny teny ao amin’ny Salamo avokoa na i Jesôsy, na ireo Apôstôly, na ireo mpanoratra ao amin’ny TV, ary nanondro izany ho Soratra Masina (Mar. 12:10; Jao. 10:34,35; Jao. 13:18). Azo antoka fa Tenin'Andriamanitra ireo, tahaka ny bokin’ny Genesisy sy ny Rômanina ihany.

Nosoratana tamin’ny tononkalo hebreo ny Salamo ary mpanoratra samy hafa tamin’ny andron'ny Isiraely fahiny no nanoratra azy. Araka izany dia maneho ny tontolon’izy ireo manokana ny Salamo na dia hafatra ho an’izao tontolo izao aza no raketiny. Zava-dehibe ho an’ny fahatakarana ny hafatra entir ny Salamo – izay namakivaky arivo taonamaro mandraka ankehitriny – ny fanekena ny maha-tenin’Andriamanitra izany, sy ny fandinihana akaiky ny rafi-tononkalony, ary ny tontolon-keviny ara-tantara sy ara-teôlôjia ary ara-pivavahana.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Jesôsy, amin’ny maha Mpaminany azy.
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ny Apôstôly sy ny mpaminany.
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ny asan’ireo Mpaminanin’ny TV.
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ireo mpaminany vavy sy zatovo mpitandrina, mpiara-miasa.
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ireo Mpaminany sandoka ao amin’ny TV.
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Manao an’i Jesôsy ho ivo.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (52)
  • September 2026 (52)
  • October 2026 (49)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal