Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 10: ILAY TENA JOSOA: Ny tandindona sy ny tena izy

Daty
Alatsinainy 01 December 2025

NY TANDINDONA SY NY TENA IZY

Tsy azon ireo mpandinika sy mpanazava ny Baiboly atao ny manapa-kevitra araka izay tiany ny amin'izay tokony ho tandindona ao amin'ny Baiboly, na ny fomba nahatanterahan izany tandindona manokana izany ao amin'ny TV sy amin'ny hoavy. Ny Baiboly ihany no mariome fepetra sy fitsipika momba ny fahatakarana ny hevitr'ireo tandindona ao aminy.

Toy izany koa, ambara ao amin'ny TV ao anatin'ny dingana telo miavaka tsara ny fahatanterahan'ny tandindona iray: (1) eo amin'ny fiainan'i Kristy, (2) eo amin'ny fiainan'ny fiangonana, ary (3) amin'ny andro farany.

Hitantsika manerana ny Baiboly ireo tandindona sy tena izy ireo, ary manampy ny mpamaky tokoa amin'ny fahatakarana ny voalazan'ny Baiboly sy ireo fahamarinana ampianarin'ny Tenin'Andriamanitra momba an'i Jesosy, ny famonjena, ary ny fanantenana faratampony ananantsika.

Diniho ireto tandindona ao amin'ny TT ireto: ny Isiraely, ny tantaran ny Eksodosy, ary ny fitoerana masina. Ahoana no mahatanteraka ny tsirairay amin'ireo ao anatin'ireo dingana telo voalaza teo?

  1. Ny Isiraely

a. Eo amin'ny fiainan'i Kristy (Mat. 2:15):

b. Eo amin'ny fiainan'ny fiangonana (Gal. 6:16):

d. Amin'ny andro farany (Apôk. 7:4-8,14):

  1. Ny tantaran'ny Eksodosy

a. Eo amin'ny fiainan'ı Kristy (Mat. 2:19-21):

b. Eo amin'ny fiainan'ny fiangonana (2 Kôr. 6:17):

d. Amin'ny andro farany (Apôk. 18:4):

  1. Ny Fitoerana Masina

a. Eo amin'ny fiainan'i Kristy (Jao. 1:14: Jao. 2:21; Mat. 26:61):

b. Eo amin'ny fiainan'ny fiangonana (1 Kör. 3:16, 17,2 Kôr.6:16):

d. Amin'ny andro farany (Apok. 3:12; Apok. 11:19; Apôk. 21:3: Apok. 21:22):

"Koa satria iray ihany ny Mpanoratra ny Soratra Masina: Andriamanitra, dia tsy misy mifanipaka fa mifandrindra ireo ampahany isan-karazany ao amin'ny Soratra Masina. (...) Tsy mety hifanohitra fa mifameno tsara ireo foto-pampianarana rehetra ao amin'ny Baiboly; ny fanazavana ny andalan-tsoratra tsirairay dia hifanaraka tsara amin'izay ampianarin'ny Soratra Masina ankapobeny momba ny lohahevitra iray." - Raoul Dedren, Handbook of Seventh-day Adventist Theology, t. 65.

Inona no ataonao rehefa hitanao fa saro-takarina indraindray ny hevitry ny andinin-tSoratra Masina sasany?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Jan 2026
Lesona 3:FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fampidirana.
Sun 11 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Hery tsy manam-petra.
Mon 12 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Tombony ny fahafatesana.
Tue 13 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Mahatoky.
Wed 14 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - "Maharitra amin’ny fanahy iray."
Thu 15 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Miray saina sy tsy matahotra.
Fri 16 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fampidirana.
Sun 04 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fitomboana ao amin’ny Filazantsara.
Mon 05 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Ireo antombavak’i Paoly.
Tue 06 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fampiharana ny fahaiza-manavaka ara-panahy.
Wed 07 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Voan’ny Filazantsara.
Thu 08 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Ny herin’ny vavaka.
Fri 09 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fianarana fanampiny.
Sat 10 Jan 2026
Lesona 3:FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal