Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 2: NY TENY NY AMIN'NY HAZO FIJALIANA - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 10 July 2026

"Kalvary," toko faha-78 ao amin'ny IFM.

"Eo amin'ny olona maro miara-belona amintsika ankehitriny, dia voahodidina fahatsiarovana masina ny hazo fijalian'i Kalvary. Misy hevitra masina mifandray amin'ireo toe-javatra teo amin'ny hazo fijaliana. Nefa tamin'ny andron'i Paoly, ny hazo fijaliana dia narahin'ny fihetseham-po mitory faharikorikoana sy horohoro. Tsy mahagaga raha mitarika fanarabiana sy fanoherana ny fanandratana Lehilahy tray izay maty teo amin'ny hazo fijaliana ho ny Mpamonjin'ny taranak'olombelona.

Fantatr'i Paoly tsara ny fomba handraisan'ny Jiosy sy ny Jentilisa tany Korinto ny hafatra nentiny (...). Betsaka tamin'ireo mpihaino Jiosy no ho sosotra amin'ny hafatra izay hotoriany. Teo amin'ny fiheveran'ny Grika dia tena fahadalana tsotra fotsiny ny teniny. Horaisina ho tsy ampy saina izy amin'ny fiezahany haneho fa misy ifandraisana amin'ny fanandratana ny taranak'olombelona, na amin'ny famonjena azy ny hazo fijaliana.

Nefa ho an'i Paolydia zavatra ambony indrindra ny hazo fijaliana. Hatramin'ny nanakanana azy teo amin'ny maha mpanenjika ireo mpanaraka an'llay Nazareana nohomboana tamin'ny hazo fijaliana azy, dia tsy mbola nitsahatra ny nanome voninahitra ny hazo fijaliana izy. Taminlio fotoana io dia nomena azy ny fanambarana momba ny fitiavan'Andriamanitra tsy voafetra araka izay ambaran'ny fahafatesan'i Kristy. Tao amin'ny fiainany dia nisy fiovana mahagaga tanteraka izay nampirindra ny drafitra sy ny fikasany rehetra tamin'ny lanitra. (...) Fantany tamin'ny alalan'ny fanandramana manokana, fa rehefa misy mpanota mibanjina ny fitiavan'ny Ray, araka izay hita ao amin'ny Zanany natao sorona, ka milefitra eo amin'ny herin'Andriamanitra miasa mangina, dia misy fiovana eo amin'ny fo, ary manomboka hatreo dia Kristy no zavatra rehetra sy ao amin'ny zavatra rehetra."- VM, tt. 214, 215.

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra :

1. Hoy I Jesôsy tao an-tsahan'i Getsemane: "Mk° 6, raha azo atao, dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity."- Mat. 26:39. Inona no ambaranizany vavaka izany momba ny haben'ny sanda naloan'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana?

2. Hoy I Paoly: ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona."- 1 Kôr. 1:25. Ahoana no maha-samy hafa tanteraka ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fahendren'ny olona?

3. Vato mahatafintohina anireoJiosyaryfahadalana ho areireo Grika ny hafatra mom ba arei Kristy voahombo teo amin'ny hazo fijaliana. Inona ireo lohahevitra ara-Baiboly toriantsika ankehitriny izay mety miteraka fiheverana toy izany koa eo aminlreo mpihaino, nahoana? 
4. Ambaran'i Paoly fa "ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitraff- 1 Mr. 2:14. Araka izany, ahoana ny fomba hiresahantsika ny momba Jesôsy amin'ireny olona ireny mba hanohina ny fony? Sa ny asa ataontsika ihany no mety hahatratra azy ireo? 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.
Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal