Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 25 July 2026

HO VONINAHITR' ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY

Hodinihina mandritra ny herinandro:1 Kor. 8; Asa. 15:20; 1 Kor. 9:1-6; 1 Kor. 10:5-22; Deo. 6:4, 5; Mar. 12:28-31.

Tsianjery

"Koa amin'izany, na mihinana na misotro hianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr’Andriamanitra izany rehetra izany." - 1 Kor. 10:31.

Iaranana ao amin'ny 1 Kor. 8-10 ny lohahevitra momba ny fitondrantena amin'ny maha-lahy sy maha-vavy (ao amin'ny toko faha-5-6), ary aseho ao koa ny namalian'i Paoly ireo fanontaniana manokana nosoratan'ny Korintianina (1 Kor. 7:1). Ireo valin-teny ireo no mibahana ao amin'ny tohin'ny 1 Kor. manontolo.

Ny 1 Kor. 7, izay miendrika tetezamita, dia ahitana fa lohahevitra mifandray ny fahalotoam-pitondrantena (toko faha-5-7) sy ny fanompoan-tsampy (toko faha-8-10). Raha ny marina, matetika izy ireo no miara-tononina ao amin'ny TV (jereo ny Asa. 15:20,29; Asa. 21:25; 1 Kor. 6:9; Efes. 5:5; Kol. 3:5; Apôk. 21:8; Apôk. 22:15).

Raha jerena amin’ny ankapobeny dia ny olan'ny fijangajangana no resahin'i Paoly ao amin'ny 1 Kor. 5-7, ary ny momba ny fanompoan-tsampy kosa no tena mampanahy azy ao amin'ny 1 Kor. 8-10. Ambarany tsy maintsy mandositra ireo roa ireo ny Kristianina (1 Kor. 6:18, 1 Kor. 10:14).

Hitantsika tamin'ny herinandro lasa fa afaka mandositra ny fijangajangana ny olona iray raha ataony tempolin'ny Fanahy Masina ny tenany (1 Kor. 6:19,20).

Amin'ity herinandro ity kosa, dia ho hitantsika fa afaka mandositra ny fanompoan-tsampy isika rehefa ataontsika "ho voninahitr’ Andriamanitra" ny zavatra rehetra 1 Kor. 10:31.

*Famerenana ny lesona ny sabata 01 Aogositra .

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny maha-zava-dehibe ny fitiavana.
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny ataon’ny Fitiavana.
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny tsy ataon’ny Fitiavana.
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fanoritsoritana an’i Jesôsy.
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Finoana, fanantenana ary fitiavana.
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal