Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 9: AO AMIN'NY SALAMO: FIZARANA 2 - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 30 May 2025

Vakio ny Sal. 133 sy ny Asa. 1:4-9 ary ny Apôk. 5:4-7.

"Tamin'ny andron'ny Patriarka dia efa naseho matetika tamin'ny fomba miavaka ny hery miasa mangina avy amin'ny Fanahy Masina, nefa tsy mbola tamin'ny fahafenoany. Ankehitriny, ho fankatoavana ny tenin'ny Mpamonjy, dia nitaky io fanomezam-pahasoavana io ny mpianatra, ary nanampy azy Kristy tany an-danitra tamin'ny fanelanelanana nataony. Nitaky ny fanomezana ny fanahy Izy mba hahazoany mandrotsaka izany amin'ny vahoakany." - VM, t. 35.

Nomena torolalana mba hijoro ho vavolombelon'i Kristy "hatramin'ny faran'ny tany" ireo mpianatra (Asa. 1:8); asa iray ho fitoriana ny fiverenan'i Kristy izany (Mat. 24:14). Asaina manohy izay natombok'izy ireo isika.

Tsy namela antsika hamaritra samirery ny fomba mety hitondrana ny filazantsara any amin'izao tontolo izao i Kristy rehefa nilaza tamintsika mba hanao izany. Avy tao amin'ny tabernakely any an-danitra no nivoahan'izany baiko izany. Manana firaisana ety amin'i Kristy ny asantsika: Izy no mitarika sy manome hery antsika amin'izany. Asany izany fa tsy antsika, ny manaraka ny tari-dalany no asaina ataontsika. Ho voamarikao fa tahaka izany no nataon'ny Isiraely: nasain'Andriamanitra nanaraka ny torolalany izy ireo, rehefa izay dia nataony tanteraka izay heverina ho tsy azo tanterahina. Efa miasa ao am-pontsika sy ao am-porn'ireo namantsika sahady ny Fanahy, asaina mankany amin'ny toerana iray isika rehefa tonga ny fotoan'ny fanapahan-kevitra mba hahafahantsika manasa azy ireo ho isan'ny vahoakan'Andriamanitra mitsangana eo Ziona miaraka amin'ny Zanak'ondry. Tsy asaina mamorona fomba fiasa sy fitaovana isika satria tsy napetraka na oviana na oviana ho eo amin'ny fibaikoana ny asa.

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra

1. Misy olona marobe tsy mbola naharay ny hafatra na dia efa nitety an'izao tontolo izao aza ny hafatry ny anjely telo. Ifanakalozy hevitra ao amin'ny kilasy ny fomba hahafahantsika flangonana manatanteraka amin'ny fomba tsara kokoa ny asa izay asain'l Kristy tanterahintsika. Ahoana no hahatonga antsika tsy ho kivy na dia marina aza fa marobe ny olona tsy mbola nandre ireo fahamarinana ho an'ny andro farany?

2. Ao amin'ny Apôk. 5, i Jaona dia manatri-maso ny nanomezana ny horonan-taratasy voaisy tombokase ho an'ny Zanak'ondry noho ny maha-mendrika Azy. Rehefa vohana ireo tombokase eo amin'ny horonan-taratasy ao amin'ny Apôk . 6, dia hitantsika ny tantaran'ny flangonan'ny Testamenta Vaovao izay voalaza mialoha amin'ny fomba mazava mandra-pahatonga ny farany. Raha jerena izany fanoritsoritana izany, inona ny lesona azontsika ianarana momba ny fanirian'Andriamanitra hamita ny asa?

3. Inona ny toe-javatra hitantsika ankehitriny eto amin'izao tontolo izao, izay hitranga ao amin'ny Apôk. 13 sy 14? mora mitarika ho amin'izay fantatsika fa hitran Inona no mbola misakana izany?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fampidirana.
Sun 19 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Finoana sy fampiharana tsy mifanaraka.
Mon 20 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miatrika ny toe-java-mamohehatra.
Tue 21 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miaro ny maha-izy ny fiangonana.
Wed 22 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanefitry ny fijangajangana.
Thu 23 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanambadiana sy ny fijanonana ho tokan-tena.
Fri 24 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal