Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ziona - fonenan'ny firenena rehetra

Daty
Talata 12 March 2024

Vakio ny Sal. 87:1,2. Inona no mahatonga an'i Ziona ho toerana omen- danja tahaka izao?

Fihirana ho fankalazana an'i Ziona ny Sal. 87, amin’ny maha-tanana voafidin’Andriamanitra manokana sy tanana malala azy. Eo an-tendrombohitr'i Ziona no miorina ny tempolin’i Jehdvah (Sal. 2:6; Sal. 15:1). Amin'ny andro farany, dia ho avo noho ny tendrombohitra hafa rehetra i Ziona. Midika izany fa ambonin'izao tontolo rehetra izao ny fahalehibeazan’Andriamanitra (Sal. 99:2; Isa. 2:2; Mika 4:1). Miantso an’i Ziona ho “tendrombohitra’ ny Sal. 87 mba hanasongadinana ny haavony (Sal. 133:3). *Tian’i Jehovah mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an'i Jakoba” ny vavahadin'i Ziona (Sal. 87:2); maneho ny fahambonian’i Ziona mihoatra ny fitoerana hafa rehetra any Isiraely izay natao ho fitoeram-pivorian'ny vahoakan'Andriamanitra tamin’ny lasa izany, tahaka an’i Silo sy Betela. Araka izany, ambaran'ny Salamo fa ny tena fiankohofana marina amin’Andriamanitra dia any amin’ny toerana voafidiny sy amin’ny fomba asainy anaovana izany.

Vakio ny Sal. 87:3-7. Inona ireo zava-malaza ambara momba an'i Ziona?

Mitaona ny firenena hanatona an'Andriamanitra ny voninahitr’i Ziona. Amin‘izany no hitaran'ny fanjakan’Andriamanitra ka hahatonga ny tany rehetra ho isan’izany fanjakana izany. Tsara homarihina fa tsy ataon’Andriamanitra ambanin-javatra tsy akory ny firenena hafa, na dia aseho ho toeran'ny fahaterahana ara-panahin’ny olona rehetra mandray an’i Jehdvah ho Mpamoniy azy aza i Ziona.

Arakaraka ny toerana nahaterahan'ny olona no nanoratana ny anaran'ny olona Isirairay tamin’ny fanisam-bahoaka (Neh. 7:5; Lio. 2:1-3). Intelo no anambaran'ny alamo fa teraka tao Ziona ny firenena rehetra; midika izany fa nomen’Andriamanitra anarana vaovao izy ireo ary nomeny azy koa ny tombontsoa rehetra tokony ho an’ny zanak'i Ziona ara-dalana (Sal. 87:4-6).

Manondro ny famonjena ny Jiosy sy ny Jentilisa ny Sal. 87, ary ny firaisan’izy ireo ho fiangonana iray amin’ny alalan’ny asa fanavotan’i Kristy (Rom. 3:22; ROm. 10:12; Gal. 3:28, 29; KOl. 3:11). Ny fanehoan’ny Salamo ny fiadanan ji Ziona dia fampahatsiahivana ny fahitana nomena an’i Daniela mikasika ny fanjakan’Andriamanitra izay tonga tendrombohitra lehibe mameno ny tany manontolo (Dan. 2:34, 35, 44, 45) ary koa ny fanoharana nataon’i Jes6sy momba ny fanjakan’Andriamanitra izay manjary hazo \ehibe ipetrahan'ireo voromanidina (Mat. 13:32).

Tanteraka ao amin'ny Iraka lehibe ampanaovina ny fiangonana, dia ny hitory ny filazantsara amin’ny firenena rehetra, ny fahavononan'iZiona handray ny olona rehetra ho zanany (Mat. 28:18-20). Amin'ny fomba ahoana? Ahoana no mampifanaraka izany hevitra izany amin'ny fiantsoana antsika hitory ny hafatry ny anjely telo?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana
Sun 16 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Mitory ny fisanganan’i Kristy tamin’ny maty.
Mon 17 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - I Kristy nitsangana tamin’ny maty, Ilay hany fanantenantsika .
Tue 18 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Kristy no santatra.
Wed 19 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Ny vatana hatsangana amin’i maty.
Thu 20 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Horesena ny fahafatesana.
Fri 21 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fianarana fanampiny.
Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny maha-zava-dehibe ny fitiavana.
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny ataon’ny Fitiavana.
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny tsy ataon’ny Fitiavana.
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fanoritsoritana an’i Jesôsy.
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Finoana, fanantenana ary fitiavana.
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 23 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Mon 24 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Tue 25 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Wed 26 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Thu 27 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Fri 28 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal