Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mahafoy tombotsoa mba hambaboana fanahy maro.

Daty
Alarobia 18 June 2025

«Mahalala hietry aho, ary mahalala hitombo; na aiza na aiza, ary na amin'inona na amin'inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana aho ary hanam-be sy halahelo. Mahay  nv zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy.» - Fil. 4:12,13.

Mofon’aina: 
Nandritra ny fotoana rehetra no nitadiavan'i Satana hanakan-tsakana ny ezaka ataon'ny mpanompon'Andriamanitra, ka nam-pidirany toe-tsaina kirina amin'ny heviny. Toy izany (...) hatratnin'ny andron'ny Reformasiona notontosain'i Wycleff sy i Lotera, ary ny maro hafa koa, izay fitahiana ho an'izao tontolo izao noho ny herim-pinoany. Nifanehatra mandrakariva tamin'ny hafetsen'ny fahavalo izay nitarika ny olona ho amin'ny zotom-po tafahoatra sy tsy voalanjalanja satria nentanin'ny saina tsy manana fahamasinana izy ireo.

Misy olona sasany, diso fihevitra ka nampianatra fa, mba hahatrarana ny tena fahamasinana, dia tsy tokony hiraharaha mihitsy ny momba ny eto an-tany ny saina, hany ka nahatonga ny olona nandray izany fampianarana izany tsy hiasa intsony.

Misy koa aza olona izay sodokan'ny teny sasany ao amin'ny Soratra Masina, ka nampianatra fa tena fahotana mihitsy ny miasa, ka ny Kristianina, hono, dia tsy tokony hihevitra ny hikatsaka fiadanana eto an-tany, na ho an'ny tenany, na ho an'ny ankohonany, fa nanokana ny fiainany manontolo kosa ho amin'ny zavatra ara-panahy. Nanohitra izany ny fampianarana sy ny ohatra nasehon'ny apostoly Paoly. (...)

Raha namangy voalohany an'i Korinto ny apostoly Paoly dia tafalatsaka teo anivon'ny vahiny izay nanana firehan-tsaina hafahafa. Mpandraharaha kinga tokoa ireo Grika nipetraka teo amoron-dranomasina. Efa ela no nanazarany tena hanao raharaham-barotra mahomby, ka nanj ary nino izy fa araka an'Andriamanitra ny fahazoana tombony; ary mba hahazoana vola, lion a, dia samy azo atao avokoa, na ny mitady izany amim-pahamarinana, na ny mampiasa fisolokiana. Nampahafantarina an' i Paoly izany toe-tsainy izany, ka dia nataony izay tsy hiheveran'ireo azy ho nanao ny fitoriana ny filazantsara hahazoana harena ho an'ny tenany. Rariny ny nampirisihany ny Korintiana hanohana azy; kanefa vonona ny tsy hanao izany fitakiana izany izy, mba tsy homen-tsiny ny asa nikelezany aina sy ny fahombiazana azony teo amin'ny fitoriana ny filazantsara, ka tsy hiheveran'ny sasany fa ny hahazoana tombontsoa ho an' ny tenany no nitoriany ny filazantsara. (...) — VM, tt. 304-306. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fampidirana.
Sun 19 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Finoana sy fampiharana tsy mifanaraka.
Mon 20 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miatrika ny toe-java-mamohehatra.
Tue 21 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miaro ny maha-izy ny fiangonana.
Wed 22 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanefitry ny fijangajangana.
Thu 23 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanambadiana sy ny fijanonana ho tokan-tena.
Fri 24 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal