Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mametraka ireo laharam-pahamehana.

Daty
Alakamisy 19 June 2025

"Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany." - Mat. 6:33.

Mofon’aina:
Eo ankavia sy ankavanana dia misy maka fanahy ny Kristianina mba hialany amin'ny lalan-tery, nefa ireo izay te hanefy ny toetrany ho mendrika ny mandrakizay dia tsy maintsy mandray ny sitrapon'Andriamanitra ho fenitra tokony hotratrariny ka mihataka tanteraka amin'izay rehetra tsy Sitrany. An'arivony maro no voatarika hanota noho ny famelany ny mandan'ny fony tsy ho voambina. ( ...) Mihazakazaka ho amin'ny fiantoham-barotra izy ireo mba hanangonana haren'ny tany bebe kokoa. Amin'izany no ipetrahany eo amin'ny toerana tsy hahitany fandrosoana eo amin'ny fiainana maha-Kristianina. "(...) koa hendre ka mahonema tena ho am in 'ny fivavahana." - 1 Pet. 4:7b. (...)

"Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray." - 1 Jao. 2:15. (...) Etsy ankilan'izany, dia tokony hankatò izao fitsipika izao isika: "Mazotoa, fa aza malaina" - Rôm. 12:11 a. Asaina miasa isika mba hahafahantsika manome ho an'ny sahirana. Tsy irin'Andriamanitra ny hamelana ny fahaiza-manao sy ny herintsika ho harafesina noho ny tsy fiasana. (...) 

Matetika anefa ny Kristianina  no mamela ny fiahiahiana momba izao fiainana izao haka ny fotoana izay an'Andriamanitra. Manokana ny fotoana sarobidy ananany ho amin'ny asa aman-draharaha na ny fialamboly izy. Ny heriny manontolo dia ampiasainy amin'ny fanangonana ny haren'ny tany. (...) 

Maro amin'ireo mitonona ho Kristianina no mitandrina mba hitondra ny mariky ny fahitsiana tanteraka ny raharaha ara-barotra ataony nefa tsy fahatokiana no hita eo amin'ny fifandraisa ny amin'Andriamanitra. Revo amin'ny raharahan'izao tontolo izao izy ka tsy mahatanteraka ny adidy tokony hefainy amin'ireo manodidina azy. Tsy voataiza ao amin'ny fikolokoloana sy ny fananaran'ny Tompo ny zanany. Atao tsirambina ny alitaran'ny mpianakavy ary hadino ny fanoloran-tena manokana. Tsy ataony lohalaharana ny momba ny mandrakizay fa ataony ambinambin-javatra. Voaroba Andriamanitra satria izao tontolo izao no iantefan'ny eritreriny mamy indrindra ( ...). - ST, 17 Desambra 1896. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (52)
  • September 2026 (21)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal