Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Aoka hikoriana mandrakariva ny reniranon'ny fanaovan-tsoa

Daty
Alahady 31 August 2025

 "Moa hianareo tsy manao hoe va: Efa-bolana no sisa, dia tonga ny fararano? Indro, lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka jereo ny eny an-tsaha, fa efa masaka sahady hojinjaina izy." — Jao. 4:35.

Mofon’aina:
sy ny herin' olombelona no nampitoetra ny asan'   Andriamanitra, ary tsy azony atao koa ny handrava izany. Hotarihin' Andriamanitra mandrakariva sady harovan'ny anjeliny masina ireo izay manohy ny Asany na dia misedra toe-java-tsarotra sy fanoherana aza. Tsy hitsahatra na oviana na oviana ny asan'Andriamanitra eto an-tany. Hanorina hatramin'ny farany ny tempoliny ara-panahy Izy ka izao antso izao no hitondrana ny vato fehizoro: "Fahasoavana, fahasoavana anie ho aminy!"

 Natao hitondra soa ho an'ny hafa ny Kristianina. Amin' izany no hahazoany tombontsoa. "Ary izay mandena dia mba holemana kosa" — Ohab. 11:25. Lalàn'ny fandaminan'Andriamanitra izany, lalàna izay nataon'Andriamanitra mba hikorianan' ny reniranon'ny fanaovan-tsoa, tahaka ny rano lalina, mandeha mandrakariva, ary miverina any amin'ny loharano niaviany hatrany. Ao amin'ny fanatanterahana izany lalàna izany ny herin'ny asa fanompoana kristianina. 

Nomena torolalana aho fa na aiza na aiza misy fahafoizan-tena sy ezaka maika atao mba hametrahana sy hampandrosoana ny asan'Andriamanitra, ny olona any amin'izany toerana izany dia tokony hanome avy amin'izay ananany ho fanampiana ny mpanom-pon'Andriamanitra nirahina ho amin'ny saha vaovao. Na aiza na aiza isian'ny asa miorina amin'ny fototra mafy, dia tokony hahatsapa tena ny mpino ka hanampy ireo mila fanampiana, amin'ny fanomezana amin'ny ampahany na manontolo, ny fananana nampiasainy tany aloha teo amin'ny faritra misy azy. Andriamanitra no manao izay hitomboan'ny Asany araka izany. Izany no lalàn'ny famerenana amin'ny laoniny. - TFC, b. 7, t. 170. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.
Sun 01 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.
Mon 02 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.
Tue 03 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Wed 04 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Thu 05 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Fri 06 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 24 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fampidirana.
Sun 25 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Miasa hahatanteraka ny asan’Andriamanitra ao anatintsika isika.
Mon 26 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanazavana ao anatin’ny aizin’izao tontolo izao.
Tue 27 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanatitra velona.
Wed 28 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Voazaha toetra.
Thu 29 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - "Omeo voninahitra izay olona tahaka izany."
Fri 30 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fianarana fanampiny.
Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal