Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fanekena ifanaovana Aminy

Daty
Talata 13 January 2026

"Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany." - Jao. 1:12.

Mofon’aina:
Ny fanekena ifanaovana amin' Andriamanitra no miantoka ny famonjena antsika. "Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak 'Andriamanitra." Moa ve irinao amin'ny fo sy ny saina ary ny fanahinao manontolo ny hiditra ao amin'izany fifanekena izany? — Ms 8, 1914. 

Mangataha hery sy fahendrena amin'ilay Mpanavotra anao hoenti-manao ny asa fanorenana ny toetra; ataovy amim-pinoana sy amin-toky ombam-pitiavana izany. Hipetraka toy ny mpandrendrika lzy ka hanadio ny volamena sy ny volafotsy ho afaka amin'ny tain-drendrika rehetra. Aoka ianao hibanjina Azy mandrakariva dia tsy ho hita eo amin'ny rafi-toetranao ny tain-drendrika sy ny akora tsy misy vidiny. 

Amin'ny finoana no ahafahanao mandray ny fahamendrehan'ny ran'Ilay Zanak'Andriamanitra, izay nalatsany mba hahatonga ny mpanota tsy ho very fa hanana ny fiainana mandrakizay. 

Efa nomen'Andriamanitra an' i Kristy avokoa ny fahefana rehetra hoentiny mamonjy izay rehetra misaraka amin'i Satana ka mandray Azy ho hany fanantenany. (. ,.) Fanapahan-kevitra sarobidy tokoa ny fahavononanao hiara-miasa amin' Ilay mahay manohana anao tsy ho lavo.

Hanasitrana anao tanteraka i Kristy, ilay Mpitsabo lehibe. Hiasa amin-kery miaraka amin'ireo izay manana fahitsiana I zy, hampahatanjaka sy hampandresy azy ireo. Ilay nividy anao ho Fananany no hanaisotra ny toetra ratsy rehetra ao aminao. (...) 

Misaraha amin'ilay fahavalo, tapaho ny famatoran'ilay andrian'ny fanapahana eny amin'ny rivotra sy ny legionan'ireo rnpiara-miasa aminy.

Hotoherin' i Satana ny ezaka ataon'ireo mijoro hiandany amin'ny Tompo, ka hampiasainy ny karazana famitahana rehetra mba hanakiviana ny fiezahan'izy ireo. Kanefa efa nomen' Andriamanitra ny Zanany mba hitondra ny fahotan'ireo izay mikatsaka ny Fahamarinany. Vonona lzy hanolotra fahasoavana ho an'izay rehetra mitady Azy amim-pinoana. (...)

Ny fampiasana ny finoana sy ny herim-po mitombandahy no mahalalina kokoa ny fahatakarana ny atao hoe Kristianina. Tokony hikatsaka ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana sy manadio ny fanahy isika. Hifanandrina amin'ny toetra nolovaina sy ny fironana ho amin'ny ratsy nokolokoloina isika ka tsy rnaintsy miantehitra amin'ilay Kapitenin'ny famonjena antsika. Hataony tokoa izay tandrify Azy. — Ms 8, 1914. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 16 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fampidirana.
Sun 17 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Omeo famantarana fotsiny.
Mon 18 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Tue 19 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Wed 20 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ohatra amin’ny finoana.
Thu 21 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ny finoana an’i Jesôsy.
Fri 22 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fianarana fanampiny.
Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.
Sun 10 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Elia nivavaka tao anatin’ny fotoan-tsarotra.
Mon 11 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Rehefa toy ny tsy ahazoam-baliny ny vavaka.
Tue 12 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Mampianatra antsika hivavaka i Jesôsy.
Tue 12 May 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA -
Wed 13 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fiderana,fiaiken-keloka,fangatahana ary fisaorana.
Thu 14 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fanontaniana maromaro mikasika ny vavaka.
Fri 15 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.
Sun 24 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Zava-mahavariana sy fakampanahy.
Mon 25 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ireo manda miaro ny fifandraisako amin’Andriamanitra.
Tue 26 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna.
Wed 27 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna sy ny Filazantsara.
Thu 28 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Mahafantatra ary manatanteraka.
Fri 29 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALÀNA - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (72)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal