Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Asa atao amin'ny fo

Daty
Alarobia 13 May 2026

 « Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao; ary fahendrena ao amin 'ny miafina no ampahafantarinao ahy.» - Sal. 51:6.

Mofon’aina:
Aoka ny fahamarinana ho fahamarinana ho an' izay _mandray azy, amin'ny lafiny rehetra. Tsy maintsy soratana ao am-po izany. "Fa amin 'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, at), amin'ny vava no anekena hahazoana farnonjena" — Rom. 10:10. "Tiava an 'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra" — Mar. 12:30. Izany no fanompoana eken'Andriamanitra. (...) Avy ao amin'ny fo ny loharanon'aina, ary raha tsy miandany tanteraka amin'ny Tompo izy, dia ho resin'ny fahavalo mandrakariva amin'ny alalan 'ny fakam-panahiny feno fitaka. (...)

Manana amby ampy ny famindrampo sy ny fahasoavana ary ny fiadanana efa voaomana ho antsika. Nahoana ary no raisin'ny olombelona ho toy ny ziogam-panandevozana ny fahamarinana? Satria ny fo tsy mbola nanandrana ka nizaha fa tsara Jehovah. — RH, 29 Marsa 1906.

Feno fampianaran-diso izao tontolo izao; ary raha toa ka tsy mandalina amim-pahazotoana ny Soratra Masina ho an'ny tenantsika isika, dia hanaiky ny he vi-diso ho marina, hanaraka ny fomba amam-panaony, ary hamitaka ny fontsika. Mifanohitra amin'ny fahamarinan'Andriamanitra anefa ny foto-pampianarana sy ny fomba amam-panaon' izy ireo. (...)

Zava-dehibe sy tombontsoa indrindra ho antsika ny fahatakarana ny atao hoe fahamarinana, ary ny fivavahantsika dia tokony hasandratra amin-kafanam-po lehibe mba hotarihina ho amin'ny fahamarinana rehetra isika.

Masina, avy amin'Andriamanitra, ny fahamarinana. Tsy misy mafy onna sy mahery toa azy eo amin'ny famolavolana toetra tahaka ny an'i Kristy. Tanteraka ny fifaliana ao aminy. Rehefa lalaina ao am-po izany, dia manjary mamy kokoa noho ny fitiavan'ny olombelona ny fitiavan'i Kristy. (... ) Rehefa mamolavola ny toetrantsika ny fahamarinana araka izay hita ao amin'i Jesosy, dia hiseho ny mahamarina izany tokoa.

Rehefa saintsainin'ny mpino izany, dia hitombo hazavana sy harnirapiratra amin'ny hatsarany tany am-boalohany. Hitombo ny lanjany, hanaitra sy hamelombelona ny saina, ary handresy ny fitiavan-tena sy izay rehetra manohitra an'i Kristy ao amin'ny toetra. Hahamendrika ny faniriantsika izany, ka hahatonga antsika ho afaka hanatratra ny fenitry ny fahatanterahana sy ny fahamasinana. - RH, 14 Febroary 1899. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.
Sat 09 May 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA -
Sun 10 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Elia nivavaka tao anatin’ny fotoan-tsarotra.
Mon 11 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Rehefa toy ny tsy ahazoam-baliny ny vavaka.
Tue 12 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Mampianatra antsika hivavaka i Jesôsy.
Tue 12 May 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA -
Wed 13 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fiderana,fiaiken-keloka,fangatahana ary fisaorana.
Thu 14 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fanontaniana maromaro mikasika ny vavaka.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.
Sun 03 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Daniela mahatoky.
Mon 04 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Ny fihetsika eo am-pivavahana.
Tue 05 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nandeha no niresaka i Enoka.
Wed 06 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Mosesy, Mpitarika manana toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Thu 07 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nifona ho an’ny firenena i Mosesy.
Fri 08 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 09 May 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA -

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 16 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fampidirana.
Sun 17 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Omeo famantarana fotsiny.
Mon 18 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Tue 19 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Wed 20 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ohatra amin’ny finoana.
Thu 21 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ny finoana an’i Jesôsy.
Fri 22 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fianarana fanampiny.
Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal