Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mahatsiarova ny andro Sabata

Daty
Alahady 24 May 2026

«Mahatsiarova ny andro Sabota hanamasina azy. Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra. Fa Sabatan'i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; koa aza manao raharaha akory hianao amin 'izany, na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao. Fa henemana no nanaovan'i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin 'izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin 'ny andro fahafito; izany no nitahlan'i Jehovah ny andro Sabota sy nanamasinany azy.» - Eks. 20:8-11.

Mofon’aina:
Mazava  ny didy fahefatra. Tsy tokony hanao ny asa fanao-ntsika andavanandro isika rehefa Sabata. Nomen'Andriamanitra henemana hiasana ny olona, fa natokany ho Azy kosa ny andro fahafito, ary nanonona fitahiana ho an' izay manamasina izany Izy. Tokony ho vita amin'ny andro fahenina, ny Zoma, avokoa ny fiomanana rehetra ilaina ho amin'ny Sabata, (...) ny fiantsenana, ny fandrahoana, ny fandroana, ny fanadiovana kiraro, ary ny fitafiana hanaovana. Mila fikarakarana ny marary rehefa Sabata, ary izay rehetra mety hilaina ho fanamaivanana ny fijaliany dia asam-pamindram-po, fa tsy fandikana ny didy tsy akory. (...) Nefa aoka tsy hanombinana amin'ny fanaovana ny asantsika manokana ny fotoana masina. 

Fanaovan'ny olona lanonana sy fitadiavam-pahafinaretana ny andro Alahady ankapobeny, nefa tian'ny Tompo hancha ohatra ambony sy masina kokoa ho an' izao tontolo izao ny vahoakany. Rehefa Sabata, dia tokony hanokan-tena ho an'Andriamanitra ny ankohonana, hiray amin'ny fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra amin'ny androny masina. (...)

Eo am-pizoranao ho any an-danitra, dia hanohitra mafy anao izao tontolo izao. (...) Hametraka sakana ny fahefana eto an-tany. Ho tojo zava-tsarotra ianao (...). Hotakin' ny olona aminao ny hanaraka lalàna sy fomba izay hahatonga anao tsy hahatoky amin'Andriamanitra. Amin' izany ny vahoakan'Andriamanitra no hahita hazo fijaliana eo amin'ny lalan'ny fiainana. Fa raha masina ny Sabatan'ny didy fahefatra, raha famantarana eo amin'Andriamanitra sy ny vahoakany tokoa izany, araka ny asehon'ny hafatry ny anjely fahatelo, dia tsy maintsy mitandrina tsara isika ny amin'ny teny sy ny asa rehetra ataontsika mba hanehoana ny voninahitr 'Andriamanitra. (...)

Hampianjera antsika nyriaka mahery mipaoka ho amin'ny fitotonganana raha tsy miray amin'i Kristy isika ka miorina mafy eo amin'Ilay Vatolampy. — Ms, 3, 1885. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal