Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lanjaina amin'ny mizanan'ny lanitra

Daty
Zoma 29 May 2026

 « Aza dia mahery miteny avonavona; Ary aoka tsy haloaky ny vavanareo ny fireharehana. Fa Jehovah no Andriamanitly ny fahalalana, Ary Izy no mandanja ny asa.» - 1 Sam. 2:3.

Mofon’aina:
dahakasika ny tombontsoa mandrakizain'ny tsirairay ny fandinihana ny fo sy ny fikolokoloana ny fahaizana rehetra nomen'Andriamanitra. Aoka ny rehetra hahatsiaro fa tsy misy fikasana ao am-pon'ny olona izay tsy hitan'ny Tompo mazava. Ny fikasan'ny tsirairay dia lanjaina amim-pitandremana fatratra, toy ny hoe miankina amin'ny vokate izany ny hiafaran'ny olombelona tsirairay. (...) Marina Andriamanitra any an-danitra, ary tsy misy tanjona na dia saro-pantarina aza, na fikasana na dia tsara afina aza, izay tsy takany mazava. Vakiny avokoa ny fisainan'ny fo rehetra. 

Mety hanao teti-dratsy ny olona, ka mieritreritra fa tsy mahafantatra izany Andriamanitra; nefa amin'ilay andro lehibe hanokafana ny boky, ka hitsarana ny olona rehetra araka izay voasoratra ao, dia hiseho araka ny terra maha-izy azy ireny. (...) 

Maro no mila misaintsaina ity teny ity ankehitriny: "TEKELA, efa voalanja tamin 'ny mizana ianao ka, indro, latsa-danja" - Dan. 5:27. Ny lalan'Andriamanitra masina, mandrakizay ary tsy miova no fenitra  hitsarana ny olona. to no mamaritra izay tokony sy tsy tokony hataontsika (...). Voafintina ao anatin'ireto foto-kevitra lehibe roa ireto izany: "Tiava an 'i Jehovah Andriamanit•ao amin 'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra city ny sainao rehetra; ary tiava ny namanao tahaka ny tenanao." — Lio. 10:27.

 Mazava izany. Indrisy, fa vitsy tokoa no ho vonona hifanatrika amin'ny lalan'Andriamanitra amin'ny andro fitsarana lehibe! ( ...) Rehefa lanjaina amin'ny lalan'Andriamanitra masina ny olona, dia hita fa latsa-danja.

 Manazava ny lalantsika ireo fitsipiky ny lalana, nefa tsy misy olona azo hamarinina amin'ny alalany. Ny hoe "Voalanja ka, indro, latsa-danja" no soratra amaritana ny toetsika. Nefa i Kristy no Mpanalalantsika, ary amin'ny fanekena Azy ho Mpamonjy antsika, dia azontsika takina ny fikasana hoe: "Koa amin 'izany, satria efa nohamarinina tamin 'ny .finoana isika, dia aoka isika banana fihavanana amin 'Andriamanitra amin 'ny alalan Jesosy Kristy Tompontsika." Rom. 5:1. — RH, 8 Marsa 1906. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (30)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal