Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fifallana ao amin'ny fanompoana

Daty
Alatsinainy 10 August 2026

 "Fa tsy mba toy izany aminareo; fa na iza na iza no te-ho lehibe eo aminareo, dia ho mpanompo anareo izy. Ary na iza na iza no te-ho ambony eo aminareo, dia ho mpanompon 'izy rehetra."- Mar. 10:43, 44.

Mofon’aina:
Ao amin'ny fiainam-panompoana ihany no ahitana ny tena faha-sambarana marina. Mahantra indrindra izay miaina fiainana tsy mahasoa ny hafa sy feno fitiavan-tena. Sady tsy faly amin'ny tenany izy no tsy ho afa-po amin'ny hafa. Manofana ny mpiasany ny Tompo mba hahatonga azy ireo ho vonona handray ny toerana voatendriny ho azy. (...)

Maro no tsy afa-po amin'ny fanompoana an'Andriamanitra amim-pifaliana eo amin'ny toerana izay nametrahana azy, mimonomonona izy raha manao ny asa napetraka eo an-tanany. (...) Noho ny fahatsaran' Andriamanitra dia napetrany eo anoloan'ny olona ny fanompoana izay toy ny fanafody ho an'ny saina marary. Amin'izany no itarihany azy ireo hamela ny safidy feno fitiavan-tena, izay raha fikirina dia hahatonga azy tsy ho mendrika ny asa anendreny azy.

Misy ireo te hifehy sy hanam-pahefana, ka mila mianatra ny fahamasinana amin'ny alalan'ny fileferana. Avelan'Andriamanitra hisy fiovana eo amin'ny fiainan'izy ireny. Indraindray, apetrany eo anoloany ny adidy izay tsy ho nofidiny mihitsy. Raha manaiky hotarihin'Andriamanitra izy, dia homeny fahasoavana sy hery hanatanterahana izany adidy izany amin'ny toe-tsain'ny fileferana sy ny fahaizana manampy ny hafa. Amin'izany no anomanana azy handray ny toerana izay hahatonga ny fahaizany voafehy ho tena ilaina.

Ny sasany kosa dia hofanin' Andriamanitra amin'ny alalan'ny fahadisoam-panantenana sy ny tsy fahombiazana miharihary. Fikasany ny hampianatra azy ireo hihoatra ny zava-tsarotra. Omeny toe-tsaina mafy orina izy ireo mba hahatonga ny tsy fahombiazana miharihary rehetra ho fahombiazana.

Matetika ny olona no mivavaka sy mitomany noho ny zava-tsarotra sy ny sakana atrehiny. Kanefa raha mifikitra hatramin'ny farany amin'ny fitokiana nananany izy, dia hataon'Andriamanitra mazava ny lalany. Ho tonga aminy ny fahornbiazana rehefa mitolona amin'ireo zava-tsarotra toa tsy azo resena izy, ary miaraka amin'izany fahombiazana izany ny fifaliana lehibe indrindra.- RH, 2 Mey 1907. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fampidirana.
Sun 19 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Finoana sy fampiharana tsy mifanaraka.
Mon 20 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miatrika ny toe-java-mamohehatra.
Tue 21 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miaro ny maha-izy ny fiangonana.
Wed 22 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanefitry ny fijangajangana.
Thu 23 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanambadiana sy ny fijanonana ho tokan-tena.
Fri 24 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal