Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

June 2024

FITSARANA MANDRITRY NY ARIVO TAONA

Vakio ny Apôk . 20:4-6. Inona no ataon'ny olo-marina mandritra ny arivo taona, ary nahoana izany no zava-dehibe?

NY ARIVO TAONA ETO AN-TANY 

Sary manaitra maneho ny fiverenan'i Jesôsy sy ny fandringanana ireo ratsy fanahy no mamarana ny Apôk. 19. Tsy tapitra eo anefa ny tantara. Miresaka amintsika ny amin'ny vanim-potoana iray maharitra arivo taona ny Apôk. 20.

Vakio ny Apôk. 20:1-3. Inona ny anjara miandry an'i Satana rehefa miverina i Jesôsy ?

FANANTENANA NY FIAVIAN’I JESÔSY TSY HO ELA

Vakio ny Jao. 14:1-3 sy ny Tit. 2:11-14. Eo anatrehan'ny fihaikana amin'ny hoavy sy ny fotoan-tsarotra, nahoana ireo toko sy andininy ireo no mampahery?

FANANTENANA AO ANATIN'NY FOTOAN-TSAROTRA

Vakio ny Apôk. 22:11,12 sy ny Dan. 12:1,2 ary ny Jer. 30:5-7. Inona ny toe-javatra mitranga mialoha indrindra ny fiavian'i Jesôsy fanindroany?

NY FANDRESEN'NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA

Hodinihina mandritra ny andro: Apôk. 22:11,12; Jer. 30:5-7; Sal. 91:1-11; Jer. 25:33; Apôk. 21:2; Apôk. 20:11-15.

FIANARANA FANAMPINY

Tamin'ny taona 1851 no nampifandraisan'ireo mpamaky lay Advantista ny bibidia faharoa ao amin'ny Apôk . 13:11-17 amin'i Etazonia. Azo antoka anefa fa sarotra tamin'izany fotoana izany ny nieritreritra ny fomba haneren'i Etazonia an'izao tontolo izao hiankohoka amin'ilay bibidia voalohany (Apôk . 13:12). Na tamin'ireo taona 1880 aza mantsy dia zara raha nanana sambo efa antitra 48 ny tafika an-dranomasin'i Etazonia. Nanomboka tamin'ny fiafaran'ny ady mangatsiaka anefa dia tsy misy hery afa-mitaha amin'izay ananan'ny tafik'i Etazonia.

ILAY FEO MAHERY

Vakio ny Apôk . 18:1-4; Hab. 2:14 ary ny Mat. 24:14. Araka ireo andalan-teny ireo, ahoana no hamaranana ny asan'Andriamanitra eto an-tany?

ORANA SY NY FARA-ORANA

Vakio ny Joe. 2:21-24 sy ny Asa. 2:1-4, 41-47. Inona ny faminaniana tanteraka tamin'ny taonjato voalohany? Inona ny fiantraikan’izany?

IZA NO IANKOHOFANTSIKA?

Amin'ny andro farany, dia hiseho amin'ny fomba manaitra ny fifanandrinana lehibe mahakasika ny fiankohofana. Moa ve isika miankohoka amin'ny Mpamorona, sa miankohoka amin'ny bibidia sy ny sariny? Tsy misy ny eo anelanelan'ireo. Mananatra ny lehilahy sy ny vehivavy ny anjely voalohany ao amin'ny Apôk. 14, manao hoe: "(...) miankohoka eo anoloan'Izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano."- and. 7.

Raha tonga anio I Kristy

 "Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery hianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan'ny Zanak'olona." - Lio. 21:36. 

Mofon’aina:
Mibaiko antsika mba hiambina i Kristy, mba ho isan'izay mendrika ny ho afaka amin'ireo toe-javatra ho tonga eto an-tany isika. Tena zava-dehibe indrindra ny hiheverantsika io fampitandremana io. Manjohy antsika ilay fahavalon'ny fahamarinana, manao izay itaomana antsika hanadino an'Andriamanitra. 

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal