Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

FIFANOHERANA

Daty
Sabotsy 13 July 2024

Hodinihana mandritry ny herinandro:
Mar. 2:1-3:6, Mika 6:6-8, 1 Sam. 21:1-6, Mar. 3:20-35, Lio. 12:53, Lio. 14:26.

Tsianjery: 

"Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an'ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny Sabata; ka dia Tompon'ny Sabata aza ny Zanak'olona." Mar. 2:27,28.

Misy tantara dimy nanaovan'i Jesôsy fampianarana ao amin'ny Mar. 2:1- Mar -3:6, izay mifanohitra amin'ny fampianaran'ireo mpitondra fivavahana tamin'izany. Manaraka lamina voafaritra ireo tantara ireo, ka ny tantara tsirairay dia mifandray amin'ny tantara eo alohany, ary ny tantara farany dia mifandray amin'ny voalohany.

Samy mampiseho ny maha-lzy an'i Jesôsy ireo tantara ireo, araka ny asongadina ao amin'ny Mar. 2:10,17,20,28.

Hiditra lalina amin'ny hevitr'ireo tantara ireo sy ny fanambaran'i Jesôsy ao anatiny ny fianarantsika amin'ny Alahady, Alatsinainy, ary Talata.

Ny lohahevitra hodinihina ao amin'ny lesona Alarobia sy Alakamisy kosa dia ny ao amin'ny Mar. 3:20-35.

Ho hitantsika koa ny anankiray amin'ny fomba fanoratr'i Marka ny Filazantsara, dia ilay antsoina hoe: "Sandwich Story" (izany hoe manomboka amin'ny tantara A izy, avy eo manisika tantara B, izay vao faranany ilay tantara A). Inenina, farafahakeliny, no ampiasan'i Marka io fomba io ao amin'ny bokiny. Ary isaky ny manao izany izy dia mifantoka amin'ny lafin-toetran'i Jesõsy iray sy ny anjara asany amin'ny maha-Mesia Azy, na mifantoka amin'ny toetry ny maha-mpianatra.

Hamaky tantara vitsivitsy momba an'i Jesõsy isika amin'ity herinandro ity ary hijery ny lesona azontsika raisina avy amin'izany.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.
Sun 29 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Ny toerana misy antsika.
Mon 30 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -
Tue 31 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -
Wed 01 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -
Thu 02 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -
Fri 03 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 21 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fampidirana.
Sun 22 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Lesona momba ny asa fitoriana.
Mon 23 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mifandray ny fiangonana.
Tue 24 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mitoetra marina ka hatoky tsara.
Wed 25 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Miaina eto amin’izao tontolo izao fa tsy naman’izao tontolo izao.
Thu 26 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Hafatra ho an’i Laodikia.
Fri 27 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fianarana fanampiny.
Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal