Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.

Daty
Alarobia 30 September 2026

Anankiray amin'ireo voka-dratsy mahatsiravina indrindra nateraky ny fahotan'i Adama sy Eva ny fisarahana amin'Andriamanitra. Noroahina hiala tao aminlilay Saha izy ireo ary tsy afaka niresaka tamin'Andriamanitra mivantana intsony, Nanoratra andalan-teny mendrika hotsarovana mikasika izany toe-java-tsarotra iainan'ny olombelona izany ny mpaminany Isaia: "Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo aminAnthiamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo.' - Isa. 59:2.

Eny tokoa, mbola zanak'Andriamanitra hatrany i Mama sy i Eva, swingy tsy azo nialana ny vokatry ny fahotana ka tsy maintsy nandao an'i Edena izy ireo. Tsy tahaka ny teo aloha intsony ny zava-drehetra taorianiny tsy fankatoavany.

Nanova ny fiainan'ity taranak’olombelona amin'ny lafiny maro ny fahotana ( Jereo ny Gen. 3:14-24). Ahoana no nanovan'ny fahotana amin'ny fomba manokana ny fifandraisanisika amin'Andriamanitra? (Jereo koa ny Eks. 19:16-22).

Tsy takatry ny saintsika ny flovana goavana nnisy eo amin'nyfiainan'ny olombelona vokatry ny fahotana, satria tsy mahalala afa-tsy tontolo anjakaniny fahotana isika. Noho ny fahotana, dia "voaozona" ny tany ka manjary anirianlny "tsilo sy hery." Manjary miaritra fahoriana sy fanaintainana izao ny olombelona, tsy maintsy tsemboka izy vao mahazo hanina, nefa amin'ny farany dia ho faty sy hiverina ho vovoka. Ny fahafatesana no fampahatsiahivana maharary indrindra momba ny fahotana. Ary etsy ankilan'izany, dia tsy afa-mifanatrika mivantana amin'Andriamanitra intsony isika noho ny fahotana.

Na izany aza, dia nampanantenaina vahaolana manoloana ny voka-dratsinlny fahotana Adama sy i Eva. Tsy afa-nahita an'Andnamanitra sy niresaka taminy mivantana intsony ireo razambentsika voalohany, nefa nomena fanantenana ho an'ny ankehitriny sy ny hoavy kosa izy ireo raha nandao ny sahan'i Edena. Andriamanitra no nanao ny dingana voalohany ary nanazava taminizy ireo ny drafi-pamonjeny.

Ny Gen. 3:15, izay antsoina hoe "teny fikasana voalohany indrindra maneho ny filazantsara" dia feno fanantenana ho azy ireo (ary ho antsika koa), na dia teo aza ny zava-nitranga. Hiteraka fanoherana ny fahotana sy fanantenana momba ny famonjena ny olombelona amin'ny hoavy ny terry fikasana ny amin'ny Mpanavotra ho avy. Raha ny marina, ny nanornezan'Andriamanitra Mariana an'i Adama sy i Eva talohan'ny nialan'izy ireo tao amin'ny Saha dia nary an'ohatra izay nanondro ny fanavotana azy amin'ny hoavy. Amin'ny alalan'ny fahafatesana sy ny fitsanganan’i Jesôsy amin'ny maty aty aoriana no hamerenana amin'ny Iaoniny ny firaisan'ny olombelona amin'Andriamanitra (Jao. 14:1-3).

Izany hoe, tao Edena, taoriana indrindran'ny nidiran'ny fahotana, no nanomezana ny olombelona ny fanantenana sy ny teny fikasana fa ho voavaha ny olan'ny fahotana amin'ny farany. Vantany vao nisy ny ota, dia nomena ny teny fikasana momba ny Mpamonjy.

Ahoana ny fihetsehamponao rehefa avy manao zavatra tsy mety? Nahatsiaro ho meloka ve ianao? Menatra? Rikoriko amin'ny tenanao? Inona avy ireo vokatr'izany? Ahoana no nanampian'ny finoana an'Andriamanitra sy ny teny fikasan'ny filazantsara anao tsy hamoy tanteraka ny finoana? 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana
Sun 22 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Ny anjara asan’ny hery ivelan’ny olombelona.
Mon 23 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Mifanaraka amin’ny Baiboly.
Tue 24 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Ny fahatongavan’i Jesôsy ho nofo.
Wed 25 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Voa tsara.
Thu 26 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Faminaniana tanteraka.
Fri 27 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- "Andramo ka izahao"
Sat 28 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana
Sun 15 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny Baiboly no manazava ny tenany.
Mon 16 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-tantara sy ara-kolon-tsaina.
Tue 17 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-literatiora.
Wed 18 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny hevitry ny lahatsoratra.
Thu 19 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Famelabelarana ara-tsoratra Masina.
Fri 20 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Mamaky ny Bokin’i ELLEN G. WHITE.
Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 28 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY - Fampidirana.
Sun 29 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY -
Mon 30 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY -
Tue 01 Dec 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY -
Wed 02 Dec 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY -
Thu 03 Dec 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY -
Fri 04 Dec 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY -
Sat 05 Dec 2026
Lesona 11 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal