Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 11: NY RAY, NY ZANAKA, ARY NY FANAHY - Ilay Ray any an-danitra

Daty
Alahady 08 December 2024

Nosoratana avy amin'ny fomba fijerin'ny tantara fototra ao amin'ny Baiboly ny filazantsaran'i Jaona; miantomboka amin'ny niandohantsika izany. "Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany." Gen. 1:1. Na koa hoe: Tamin'ny voalohany Andriamanitra Ray, sy Zanaka ary Fanahy Masina nahary ny lanitra sy ny tany. Izy ireo no loharanon'ny zavatra izay misy rehetra. Izy ireo no namorona an'izao rehetra izao sy ireo mponina ao aminy. Nisy famoronana fiainana manokana teto amin'ny planetantsika, ary miavaka indrindra tamin'izany ny famoronana ny olona. Ary ny tanjon'Andriamanitra tamin'ny famoronana ny olombelona dia ny hiainantsika ao anatin'ny firindrana feno fitiavana miaraka Aminy sy isika samy olona.

Indrisy anefa fa nentin'i Losifera ho eto amin'ity tontolo ity ny fahotana. Azo lazaina ho fahasimban'ny fifandraisantsika amin'Andriamanitra ny fahotana. Maneho endrika diso momba an'Andriamanitra izany. Noho izany no nandraisan'i Jesõsy ny toetry ny olombelona mba hamerenana amin'ny laoniny ny fahalalana an'Andriamanitra sy hamonjena ny taranak'olombelona.

Nampilefitra ny fiainany tamin'ny Ray i Jesôsy fony tety ka nivelona araka ny Fitondrany. Hoy Izy: "Izaho sy ny Ray dia iray ihany." - Jao. 10:30. "(...) Ny Ray no ato amiko, ary izaho ao amin'ny Ray" - Jao. 10:38. "Raha tsy manao ny asan'ny Raiko Aho, dia aza mino Ahy." - Jao. 10:37.

Inona ny anjara asan'ny Ray, araka izay voalazan'ireto andalan- tSoratra Masina manaraka ireto?

Jao. 3:16,17; Jao. 6:57………………………………………………………………………………………..

Jao. 5:22,30…………………………………………………………………………………………………….

Jao. 6:32; Jao. 14:10,24 …………………………………………………………………………………….

Jao. 6:45 …………………………………………………………………………………………………….….

Jao. 15:16; Jao. 16:23 ……………………………………………………………………………………….

Mampiseho ny fananan'Andriamanitra Ray firaisana ety amin'i Jesôsy Zanany ireo toko sy andininy ireo. Manana fifandraisana ety dia ety amin'ny tontolo misy antsika ny Ray, ary lalina ny fandraisany anjara amin'ny famonjena antsika. Inona no ampianarin'Izany fahamarinana izany antsika mikasika ny fitiavan'Andriamanitra antsika?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.
Sun 29 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Ny toerana misy antsika.
Mon 30 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fananarana, fibebahana ary
Tue 31 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fitiavana mandrakizay.
Wed 01 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Tomoera.
Thu 02 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Miray amin’ny voaloboka.
Fri 03 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 21 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fampidirana.
Sun 22 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Lesona momba ny asa fitoriana.
Mon 23 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mifandray ny fiangonana.
Tue 24 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mitoetra marina ka hatoky tsara.
Wed 25 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Miaina eto amin’izao tontolo izao fa tsy naman’izao tontolo izao.
Thu 26 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Hafatra ho an’i Laodikia.
Fri 27 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fianarana fanampiny.
Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal