Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 12: - ILAY FOTOANA ISEHOAN'NY VONINAHITRA: NY HAZO FIJALIANA SY NY FITSANGANANA AMIN'NY MATY - Inona ny marina.

Daty
Alahady 15 December 2024

Tsy voalaza an-tsipiriany ny fitsarana an'i Jesosy ao amin'ny Jao. 18:28-32. I Jesôsy nentina teo anatrehan'i Pontio Pilato no asongadina.

Vakio ny Jao. 18:33-38. Inona ny resaka nifanaovan'i Jesôsy sy i Pilato?

Manontany an'i Jesõsy ilay governora raha Izy no mpanjakan'ny Jiosy (Jao. 18:33). lo no voalohany niresahana momba io anaram-boninahitra io, kanefa tsy io no farany. Nanontany an'i Pilato i Jesôsy raha heviny manokana izany na nisy olon-kafa nilaza izany taminy. Mifantoka any amin'ilay governora izao ny fanontaniana; takany tokoa ve Iza no iresahany? Efa mahafantatra ny mpamaky fa i Jesõsy no Mpanjaka. Ary ilay governora?

Fanontaniana no namalian'i Pilato Azy: "Moa aho Jiosy? Ny firenenao sy ny mpisoronabe no nanolotra Anao tamiko; inona moa ny ataonao?" - Jao. 18:35. Niala ilay fanontaniana i Pilato; tsy te hamaly mazava ilay fanontanian'i Jesõsy izy. lo no dingana voalohany nanalaviran'ilay governora ny fahamarinana ka namelany ny hevitra mibahana mialoha hanampina ny masony.

Nilaza i Jesôsy fa tsy avy eto amin'izao tontolo izao ny fanjakany (Jao. 18:36). Ary dia nanao tsoa-kevitra i Pilato fa tsy nilaza ny tenany ho mpanjaka i Jesôsy (Jao. 18:37). lo no nitarika an'i Jesôsy hanome ilay fanazavana manan-danja fa ny hanambara ny marina no nahaterahany, ary izay rehetra "avy amin'ny marina" dia mihaino ny feony (Jao. 18:37)

Avy eo dia nanontany i Pilato hoe: "Inona no marina?" - Jao. 18:38, kanefa tsy niandry valiny izy fa nivoaka kosa, niezaka namonjy an'i Jesôsy tsy ho hazan'ny vahoaka.

Lohahevitra iray ao amin'ny filazantsaran'i Jaona ny fahamarinana. Amin'ny maha-Teny mandrakizay Azy (logos, Jao. 1:1-5), dia fahazavana sy fahamarinana i Jesôsy. Mifanohitra tanteraka amin'ny haizina sy ny fahadisoana izany. Feno fahasoavana sy fahamarinana i Jesôsy (Jao. 1:14). Tonga tamin'ny alalany ny fahasoavana sy ny fahamarinana (Jao. 1:17). Nanambara ny fahamarinana i Jaona mpanao batisa (Jao. 5:33). Nilaza i Jesôsy fa "marina" ny Rainy (Jao. 7:28). I Jesôsy mihitsy no nandre ny fahamarinana avy tamin'ny Rainy (Jao. 8:40), ary Izy no "lalana sy fahamarinana ary fiainana" - Jao. 14:6. Ny Tenin'Andriamanitra no "fahamarinana" (Jao. 17:17). Na dia nanontany aza i Pilato dia tsy nohararaotiny ny fotoana tokony ho nahafantarany ny marina, noho ny hevitra nibahana tao an-tsainy sy ny fanapahan-kevitra efa noraisiny, ary noho ny tsindry nahazo azy.

Ahoana no fahatakaranao izany hoe i Jesôsy no fahamarinana?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.
Sun 30 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Ny vokatry ny fanompoana tena izy.
Mon 31 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fahoriana sy voninahitra.
Tue 01 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -Fanompoam-pivavahana mifantoka amin’i Kristy.
Wed 02 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Antso ho amin’ny fahamasinana.
Thu 03 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fiononana sy alahelo.
Fri 04 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fianarana fanampiny.
Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal