Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 5 : NY FIRENENA REHETRA: FIZARANA II - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 26 April 2025

NY FIRENENA REHETRA: FIZARANA 2Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 2:9-17; Dan. 2:31-35; Isa. 17:12, 13; Dan. 7:1-3; Rôm. 3:10-19; Apôk. 12:15,16; Apôk. 10:1-11.

Tsianjery: "Mitsahara, ka aoka ho fantatrareo fa Izaho no Andriamanitra; hisandratra amin'ny firenen-tsamy hafa Aho, hisandratra amin'ny tany Aho." Sal. 46:10.

Nandritra ny taonjato maro dia nisy olona nilaza fa nirin'Andriamanitra N mihitsy ny Fahalavoana, ka fikasany ny hahalatsaka ny olombelona ao amin'ny fahotana sy ny fahafatesana, mba hahatonga Azy tsy maintsy ho faty- ao amin'ny Tenan'i Jesôsy - eo amin'ny hazo fijaliana. Ahoana rahateo moa no ahafahany mampiseho ny halalin'ny fitiavany ny olombelona amin'ny fomba mahery vaika sy mazava raha tsy amin'ny fahafatesany teo amin'ny hazo fijaliana ho azy ireo? Toy izao ilay hevitra raha fintinina: nilain'Andriamanitra ny fahalavoan'ny olombelona.

Mamohehatra sady mahonena izany fiheverana izany. Tsy tao anatin'ny fikasan'Andriamanitra velively ny hahalavo an'i Satana na ny olombelona.Toe-javatra mampalahelo nahatonga loza lehibe tokoa ny fikomian'i Satana, avy eo ny olombelona, ary ho tsy nisy nanombinana ny fahasambarantsika tao amin'Andriamanitra raha tsy lavo ny ray aman-drenintsika voalohany.

Mbola hodinihintsika amin'ity herinandro ity ireo olana nateraky ny Fahalavoana sy ny faniriana fitondram-panjakan'olombelona fa tsy ny an'Andriamanitra. Aseho amin'ny fomba miezinezina ao amin'ny bokin'i Daniela izany fahamarinana izany, izay mampiseho fa marina Andriamanitra rehefa nampitandrina ny vahoakany momba izay hitranga rehefa miala Aminy izy ireo ka misafidy mpanjaka eto an-tany. Azon'izy ireo tokoa izay nangatahiny: mpanjaka eto an-tany, mpanota manjaka amin'ny mpanota - tsy tsara na oviana na oviana io fitambarana io.

*Famerenana ny lesona ny sabata 03 Mey.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana
Sun 15 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.
Mon 16 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.
Tue 17 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.
Wed 18 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).
Thu 19 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.
Fri 20 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal