Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

NY FANOHARANA MOMBA NY MPAMAFY

Daty
Alahady 21 July 2024

Vakio ny Mar. 4:1-9. Inona avy ireo karazan-tany namafazana, ary inona no nitranga tamin'ny voa izay nafafy teo amin'ireny?

Matetika ny olona no mandingana avy hatrany any amin'ny fanazavan'i Jesôsy ny fanoharana rehefa mamaky ireo fanoharana nataony ao amin'ny Filazantsara. Tsy izany rahateo ve moa no tanjon'ireny tantara ireny, dia ny hampianatra fahamarinana ara-panahy ho an'ny fiainana kristianina? Eny tokoa, kanefa indraindray dia tsy manome fanazavana mikasika ny fanoharana i Jesôsy ankoatra ny teny fohy toy ny hoe fanjakan'Andriamanitra dia toy ny..." na koa hoe "Izay manan-tsofina ho enti-mihaino aoka izy hihaino."

Araka izany, tsara ny mamaky miadana sy mandalina ny tantara mba hahitana far ny fizotry ny fitantarana sy ny tiany hahatongavana. Hahazoana hevitra samihafa ny fandalinana ilay fanoharana mikasika ny mpamafy. Iray ihany ny voa nafafy ao amin'ired toe-javatra tsirairay ireo saingy tany samy hafa no namafazana azy. Misy fiantraikany in lehibe eo amin'izay ho fanirin'ny voa ny karazan-tany amafazana azy. Tsy tantara lo anankiray mitohy ity fanoharana ity fa tantara efatra samy hafa izay voalaza hatramin'ny m farany isaky ny fitantarana. Mampiitatra ny halavan'ny tantara iray manontolo ny tantara tsirairay mifanesy.

Nohanin'ny vorona avy hatrany ny voa latsaka teny amoron-dalana. "Ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana, dia avy ny vorona ka nandany izany." - Mar. 4:4.

Izay voafafy teny ambony vatolampy kosa dia niandry andro na herinandro vitsivitsyn vao tonga tamin'ny fiafarana tsy nahomby; ny fandoroan'ny masoandro azy izany.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana
Sun 15 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.
Mon 16 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.
Tue 17 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.
Wed 18 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).
Thu 19 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.
Fri 20 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (14)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal